Faharetan'ny tsy fanaovana ........

21. bibiango ( 03/03/2007 22:37)
Dia ahoana zany ireny môpera, sy monseigneur, sy ny papa,
?????????? tena mysteery ôô? mankaiza ny an-dry zareo ireo???? sa ve mangala-pinana fôna,????
Za no tena mila valiny angamba ô, dia ary koa misy razoky prôf efa 55 mbola tsy manambady nefa lery mbô bôgôsy ihany, iz nefa tsy PD, dia ahoana koa io??????
22. madera2 ( 05/03/2007 20:14)
miankina amin' tsirairay io , fa ny ahy dia telo volana tantiko tsara , raha misy antony manokana kosa dia mahatanty nata ray taona dia tanty tsy manao zany , eritreritra foana no mibaiko azy io!
23. Andokely ( 17/03/2007 07:03)
Marina mihitsy ny an'i Madera. Ny vantana dia izay hitaizana azy ihany.
24. mamiah ( 17/03/2007 22:41)
zah zao 4mois tsy nanao fa mifanalavitra be zahay d tantiko alouh eh hatram zao eh!!!
25. volatil ( 19/03/2007 13:25)
:-D:-D:-D:-D:-D
26. volatil ( 19/03/2007 13:35)
:-D:-D:-D:-D:-D
27. volatil ( 19/03/2007 13:40)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6774