manomboka sahady

1. bazylou ( 23/01/2007 23:33)
ny grevin'ny mpampianatra fanampiny,

ny lalana nihotsaka tery nefa vitan'ilay 8 hhono io???
RAVALOLALANA ZEFA BE SY MORA SIMBA!!

NY tondra drano aza tsy hay izay anaovana azy
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 06:53
2. valinaka ( 15/02/2007 22:51)
ary bazylou izany anie diso lahatsoratra ê!
tokony any @ sujet tsy ra8:asa moa na misy io na tsy misy satria hita fa tsy voanao mihitsy ny toekarena :io moa ilay hoe"la caravane passe le chien aboit" fa tsy ianao ilay caravane.
3. Fiffi ( 16/02/2007 06:53)
ka ny an'i bazylou ange raha toa ka tsy fantatrao ry valinaka de an'i Ravalomanana avokoa ny fahadisoana rehetra eh ! asa any aminy any angamba raha niandry ttsy avy @ fianakams-ny izy ka tsy tonga na misy retard de mbola fahadisoan'i Ravalo hiany zany .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1707