Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
patrick2002
(
26/01/2007 17:02)
Racisme ,na fanavakavahana
Asa ianareo zalahy na mba miombo-kevitra amiko fa tsy ho foana mihintsy ny [b]racisme[/b], eto an-tany ?
Ka raha miteny ianao hoe azo foananana tsara ny racisme ,inona ny hamoanana azy?
Raha miteny ...
suite
répondu par vale le 03/02/2007 11:25
sitlo
(
26/01/2007 15:27)
Ampitapitao
Raha misy manana ny tonon'iny hira iny dia mba apasio aty amin'ny kofa.
Azafady indrindra.
Raha misy mp3 moa vao maika six.
Misy haiko kely ihany ilay izy fa tsy tadidiko tsara.
Ampitapitao ...
suite
répondu par elsifaka le 10/07/2012 07:18
xxx
(
26/01/2007 13:44)
Fa ahona no fomba atao refa te-hiala na hisaraka (pisipa)
Efa niaraka ho 4 mois zay izahay sy le olona niarahako, tato ho ato nefa dia otran'ny dia lanilaniko sy otrany tsy dia ..... izany izy ka te-hiala aminy zaho fa ny fomba hialako amin'ny no tena tsy ha...
suite
répondu par fijo le 03/02/2007 06:28
volana2
(
26/01/2007 13:24)
Inona no ataonareo @ ireny vehivavy tsy tia rano reny ?
Fa hono oa: Mba inona re no ataonareo refa manoloana an'ireny vehivavy kamo misasa na malaina mikasika rano ireny e? ...
suite
répondu par Andokely le 17/03/2007 07:00
kanto10
(
26/01/2007 11:07)
BE KIBO
bjr dhl, 1 volana zay aho no niteraka de te hanena kibo nefa mbola tsy mahazo manao sport be, efa nandramako ny bande fa manempotra,sao de mba afaka manampy ahy ianareo, misaotra mialoha....
suite
répondu par Fiffi le 14/02/2007 16:20
fa
(
26/01/2007 09:17)
tatooage
Ho no ho aho,efa misy anireny mpanala tatooage ireny ve eto@tsika?...
suite
répondu par xxx le 31/01/2007 07:23
ravatorano
(
26/01/2007 06:43)
niova indray izany ny minisitry ny tanora sy fanatanjahatena
Ingahy Philémon Rabarison izany zao no minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena !
Inoana fa hitondra hery vaovao ho an izany minisitera izany izy ary koa hanavao mihitsy ny rafitry ny fanatanjaha...
suite
répondu par Radama4 le 24/02/2007 08:40
kallie
(
26/01/2007 06:09)
st Valentin
ô ry reto a, efa 19 jours sisa d St Val, inona no omanina?????...
suite
répondu par booboo le 30/01/2007 20:37
niryna
(
26/01/2007 05:54)
Rafozana sy vinanto-vavy/ary ny zanaky ny vavy!
Misy olana foana matetika ny fiarahan'ny rafozana sy ny vinanto-vavy.Raha jerena anefa dia tsy dia hita firy izany amin'ny vinanto-lahy,ary toa tsy misy ny olana fa mahay mifankahazo tsara izy mianaka...
suite
répondu par niryna le 14/02/2007 06:37
xxx
(
26/01/2007 04:18)
fanabeazana aizana
Fa maninona ny resaka fanabeazana aizana tsy eken ny katolika? misy tenin Atra ve entina hanohanana io hevitra io fa izaho tsy mahafantatra. ...
suite
répondu par cutie le 22/02/2007 03:07
bazylou
(
26/01/2007 00:38)
fa nahoana no vice ministre
de l'education, ?? hay ny fampianarana 2e klasy ohatran'ilay 8 ihany kano!!...
suite
répondu par fijo le 31/01/2007 00:05
fijo
(
25/01/2007 23:54)
namana mada
miarahaba antsika rehetra.
ny zavatra tsapa sy ita aloha,dia ny namana mada no tena "section"mavitrika indrindra amin'ny namana misy.
ka mba naika hampiditra sosokevitra aho,hoatao fitadiavam bola h...
suite
répondu par fijo le 31/01/2007 22:51
cutie
(
25/01/2007 22:53)
jereo ange ty fa mampa :(
http://www.nytimes.com/2006/12/01/world/africa/01madagascar.html?ex=1322629200&en=e843509adee56ec2&ei=5088&partner=rssnyt&emc=rss...
suite
répondu par cutie le 02/02/2007 21:19
rakaroka
(
25/01/2007 17:53)
Hommage à Abbé Pierre!
Ni-rendre Hommage à Abbé Pierre aho, satria nilain'ny fanahiko izany: tahaka ny hoe "sarobidy ny eo anatrehany ny fahafatesan'ny olony Masina!" Tonga tany aho, nisy namana isan-karazany...., nisy av...
suite
répondu par tywa68 le 27/01/2007 07:33
rakaroka
(
25/01/2007 17:43)
Hommage à Abbé Pierre!
Jereo rubrique fitiavana!...
suite
répondu par rakaroka le 31/01/2007 18:17
niryna
(
25/01/2007 17:03)
Reny tsy mandevin-janaka
Raha tsy nahazo zaza ny reny izay nitondra voka dia tsy tenenina azy mihitsy io ary na ny fandevenana ilay zaza rano aza dia tsy ataony.Fady hoy ny olon-dehibe.Mba misy afaka manazava ny antony ve ian...
suite
répondu par niryna le 07/02/2007 06:09
niryna
(
25/01/2007 16:58)
Kapoaka mangidy
Ny fitondrana ny fahoriana dia kapoaka mangidy no matetika hilazana azy.Ahoana no nahatonga io "kapoaka mangidy" io?...
suite
répondu par vahiny2004 le 29/01/2007 13:53
kelly13
(
25/01/2007 16:35)
???
tadidinareo le resaka hoe expulsion mélanie iny? d naninona ilay zanany tokou alou no tsy expulsee niaraka taminy? sa manana ttsy frantsay io zanany io? raha manana ttsy frantsay io zanany io d tokon...
suite
répondu par kelly13 le 25/01/2007 17:12
xxx
(
25/01/2007 16:11)
Inona no ataoko???
"Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra" MATIO 3:2
"- Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho?
- Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao."
Asa ...
suite
répondu par niryna le 02/02/2007 23:13
xxx
(
25/01/2007 14:25)
toroy hevitra
mba toroy hevitra za ry zareo fa tezitra b ny copine _ko refa manao izahay fa vao mitsorapaka in5 angamba ny ahy d tonga foana!...
suite
répondu par ds le 05/03/2007 11:56
