st Valentin

1. kallie ( 26/01/2007 06:09)
ô ry reto a, efa 19 jours sisa d St Val, inona no omanina?????
répondu par booboo le 30/01/2007 20:37
2. Ralay ( 26/01/2007 06:28)
Homano ny kdo e :lol:
3. Papoose ( 26/01/2007 07:14)
zah mila manomana valentin fa tsisy:cry:=))
4. kallie ( 26/01/2007 09:12)
Ralay> ka lé kado mintsy no tsisy hevitra kou
Papoose> nga mbola tsy naita na d tato ary??? :-D
5. booboo ( 26/01/2007 12:06)
Kallie > oudry, ny vhv ndray ve no hanomana an'izany ? zà klou migrevy @ ity e ...efa vonona ao ny pancarte oe z'veux mes cadeaux ! :-D:-D:-D
6. cutie ( 26/01/2007 14:00)
booboo
hita koa :-D
le mahazo kdo no milay , fa tsy le manome :-D
7. sitlo ( 26/01/2007 14:34)
omany ny kidoro
8. cutie ( 26/01/2007 14:35)
:roll::roll::roll::roll:
9. sitlo ( 26/01/2007 14:41)
inona indray no mahagaga an'i cutie
"omano" no saika nosoratrako fa efa lasa ilay izy zay aho vao tonga saina.
10. cutie ( 26/01/2007 14:51)
11. xxx ( 26/01/2007 15:39)
kallie>omany ny F fa io d'efa ampy azy e!:roll::-D
12. patrick2002 ( 26/01/2007 18:56)
ka @ st valentin moa, ilay valentine manolotra cadeaux an'i valentin :idea: tena tsy azoko ry reto ah:roll:
13. cutie ( 26/01/2007 18:58)
non
le valentin manolotra kdo an'le valentine :-D
14. jhouhlambout ( 26/01/2007 20:22)
15. kallie ( 27/01/2007 09:16)
mifanolotolotraeo e, fa in alou lé F ry xxx a, azavao.
Fihirana sa Fihogo sa Fanta? tsy aleo Sprite ve?
16. ratsikitsiky ( 27/01/2007 16:22)
zany ve? Ndaoa ary f vonona sika sa ts sahy ndray
17. booboo ( 29/01/2007 16:32)
:roll:
18. xxx ( 30/01/2007 09:34)
lay fo mifankatia no paradisa an-tany!!!io lay F ry Kallie fa sao ndry mihevitra zavatra hafa!!
19. xxx ( 30/01/2007 20:07)
soa dia mba fandrina aza le F :-D, io zao no tena milay be koa , nefa moa tsy voatery eny foana koa
20. booboo ( 30/01/2007 20:37)
Fandriana ve atao kadô ? :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0468