Reny tsy mandevin-janaka

1. niryna ( 25/01/2007 17:03)
Raha tsy nahazo zaza ny reny izay nitondra voka dia tsy tenenina azy mihitsy io ary na ny fandevenana ilay zaza rano aza dia tsy ataony.Fady hoy ny olon-dehibe.Mba misy afaka manazava ny antony ve ianareo?
répondu par niryna le 07/02/2007 06:09
2. booboo ( 25/01/2007 17:36)
Any @ fandrasain'ny Malagasy ny atao hoe "zaza rano" ny antony, izay tsy tadidiko :°):°) satria philosophique lôtra
3. Achia ( 25/01/2007 17:53)
satria sao de malahelo be ilay reniny , zavatra tsotra a!
4. Achia ( 25/01/2007 17:55)
ampiako kely sady taloha anie ny gasy refa mifana toa herinandro eo ampandriana foana e! tsy mahazo mitsangana sao voan'ny sovoka :-D:-D
5. simplex ( 25/01/2007 18:03)
sao d misy hifandraisana @ le hoe: "rano raraka tsy azo raofina intsony"

8)
6. pissoa ( 25/01/2007 18:46)
:-D:-D:-D
7. pitoussy ( 25/01/2007 21:52)
i Simp oa d manondrana fona :-D
8. mifyfy ( 26/01/2007 04:09)
Fady hoy ny olon-dehibe.Mba misy afaka manazava ny antony ve ianareo?

Ny hoe fady angamba tsy dia zay loatra fa ny fanirian'ny malagasy hatr'izay ka hatramin'izao dia ny hoe alevin-janaka fa tsy andevin-janaka
9. mifyfy ( 26/01/2007 04:11)
Any @ fandrasain'ny Malagasy ny atao hoe "zaza rano" ny antony, izay tsy tadidiko satria philosophique lôtra

Ny atao hoe zazarano dia ireo zaza zay tsy mbola maniry nify
10. kanto10 ( 26/01/2007 11:00)
Misaotra an'i mifyfy nanazava, fa tena tsy fantatro zany raha tsy androany, fa ny ahy aloha na fady anay ary zany de mandevina aho ka,
11. ponita ( 26/01/2007 12:41)
Ny ahy ndray ny fantatro de hoe raha maty am-piterahana ny reny (malagasy an), dia alevina miaraka aminy ny zanany, satria aleo miara maty toy izay ilay zaza kamboty reny mandrakizay, tsy hisy hampinono, tsy hisy hanome fitiavana azy tsinona.

12. booboo ( 26/01/2007 12:57)
:^):^):^):^)
aizaaaaaaaaaaaaaaa ! mamy anie zany "aina" "zanaka" "sombiniaina" @ Malagasy e !
13. xxx ( 26/01/2007 13:15)
Ny ahy ndray ny fantatro de hoe raha maty am-piterahana ny reny (malagasy an), dia alevina miaraka aminy ny zanany, satria aleo miara maty toy izay ilay zaza kamboty reny mandrakizay, tsy hisy hampinono, tsy hisy hanome fitiavana azy tsinona.


kay , mampieritreritra b izy izany , fomba Malagasy v izany ,:roll::roll: , ary zao zah vo mahalala an'izany

Ilay oe tsy misy hampinono alou possible , fa ilay oe tsy hisy hanome fitiavana , tsy marina , bdb ny ol mitondra ireny zaza nantsangana ireny ohatra ny naterany mitsy , ary ampy fitiavana tsara ilay zaza:wink:

14. ari.malala ( 26/01/2007 13:17)
na velona aza ve ilay zaza dia alevina miaraka @ reniny? ko tsy loza? mamono olona anie zany e!
15. caprio ( 26/01/2007 13:31)
xxx:aza de mamorona ry papa fa raha nareo ve no Rain'ilay zaza de anaiky nareo we alevina miaraka @reniny raha velona soa aman-tsara ilay zaza?sady tsy fomba gasy io fa toraka bilao be
16. xxx ( 26/01/2007 13:44)
caprio, tsy xxx no niteny an'io kah, i ponita no nilaza an'io, so d tokony hanao solomaso alou enao:roll::roll:

xxxary mba gaga koa @ izany anie e
17. jhouhlambout ( 26/01/2007 20:23)
18. caprio ( 26/01/2007 23:46)
xxx:miala-tsiny ry papa fa vao maika diso be enao fa tokony esorina ny solomasoko fa tsy we tokony hanao solomaso fa nanao solomaso mintsy za nanoratra anio
ponita:ho anao zany io fa tsy hoan'i xxx
19. niryna ( 27/01/2007 02:21)
Achia:

ampiako kely sady taloha anie ny gasy refa mifana toa herinandro eo ampandriana foana e! tsy mahazo mitsangana sao voan'ny sovoka :-D:-D

Izay vao azoko,misaotra.:D:D

20. niryna ( 27/01/2007 02:22)
simplex:

sao d misy hifandraisana @ le hoe: "rano raraka tsy azo raofina intsony"

8)


Dia ahoana ry simplex:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.058