BE KIBO
1. kanto10
(
26/01/2007 11:07)
bjr dhl, 1 volana zay aho no niteraka de te hanena kibo nefa mbola tsy mahazo manao sport be, efa nandramako ny bande fa manempotra,sao de mba afaka manampy ahy ianareo, misaotra mialoha.
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 16:20
2. booboo
(
26/01/2007 11:21)
Tôko tsisy effets-ny @ fanenana kibo mihitsy ange io fepehezina io ny kibo, na kely blitany aza ! 9 volana izy nitondra zazakely tao dia mila fotoana koa ny taova hiverina @ "toerany" teo aloha :wink:
Maroroha taiza ô :-*
Maroroha taiza ô :-*
3. kallie
(
26/01/2007 11:38)
félicitations njy. Ty misy consils azo atao tsimoramora ao antrano ao e. Mazotoa mitaiza
http://www.aufeminin.com/__e273-Ventre-plat-apres-accouchement.html
http://www.aufeminin.com/__e273-Ventre-plat-apres-accouchement.html
4. kallie
(
26/01/2007 11:40)
fa ny betsaka mpanao sy mpiteny koa d manao vélo na rollers, amin'io na ny culotte de cheval na ny kibo mia mafy daoly. Raha ny sakafo aza aena satria mampinono. Ny menaka aosotra kou tsy mety.
5. vale
(
26/01/2007 13:10)
asiana laisoa koa hono manena kibo, de apetaka eo @ alina hoentina matory! fa raha tsy mahanosrisory de andramo sao de mety.
6. ari.malala
(
26/01/2007 13:21)
vale, raha olona efa tys hiteraka tsony hono vao mety io resaka laisoa io, efa reko fa tsy tsaroako ny fanaovana azy,raha afaka entindry eto ny fanaovana azy aky azafady!
7. vale
(
26/01/2007 13:48)
:wink: ari; malala: hay ve akia izany , tsara ho fantatra sao manaonao foana,hihihi
tsotra be ilay izy, alaina fotsiny ny raviny iny de avelatra eo @ faritra ny kibo , atao izay mahafeno ny faritra tina ahena zany de bandiana de hoentina matory:P
tsotra be ilay izy, alaina fotsiny ny raviny iny de avelatra eo @ faritra ny kibo , atao izay mahafeno ny faritra tina ahena zany de bandiana de hoentina matory:P
8. sitlo
(
26/01/2007 14:39)
Mihena hoazy eo re io fa aza maika eh. Rehefa trofin'i ptt bebe ve ianao tsy hahia eo ihany.
9. fasaly
(
26/01/2007 14:46)
iray volana zany mbola tsy lihena ny kibo kou raha tsy inona kou! manana faharetana kely fa aza maika fa sao mi deprime eo:-D
10. rurik
(
26/01/2007 16:46)
Manana aky faharetana fa ny ahy aza izao efa 4 volana mbola misy ihany , za ko aloha tsy dia mahavoa manao sport loatra e tsy mahagaga fa mahandrasa kely fa ilay tenin'i booboo ery ambony io marina ilay 9 volana ,
nodidina angaha ianao sa niteraka normal?
nodidina angaha ianao sa niteraka normal?
11. Zina
(
26/01/2007 17:10)
sitlo [ Valio ] 26-01-2007 15:39:33
Lohateny : Re : BE KIBO
Mihena hoazy eo re io fa aza maika eh. Rehefa trofin'i ptt bebe ve ianao tsy hahia eo ihany.
sitlo a an3 ndray io kibo io mijanona eo foana na dia manahy tena ary ko....ela ko anie tsy vavy e hihihihih
12. Samoana
(
26/01/2007 17:42)
ari.malala:
vale, raha olona efa tys hiteraka tsony hono vao mety io resaka laisoa io, efa reko fa tsy tsaroako ny fanaovana azy,raha afaka entindry eto ny fanaovana azy aky azafady!
mety mba mety amiko izany io fa miha-lasa ny kiboko:-D. Sady za tsy hiteraka !!
13. manova
(
26/01/2007 17:42)
Slt
Io resaka kibo io de zavatra voajanahary , nefa misy ny exception(vao milatsaka ny zaza de miverina @ laoniny)
Fa aza maika fotsiny , rehefa tsy mampinono de mikotrana kely nefa ny mampinono koa de anisan'ny mampihena azy, na izany aza , aza de atao elabe no cinseils fa raha eo mandrindra ny heritaona ny kibo na ny poids de mazana lasa poids normal ho anao fa de ataovy fahasambarana lai zaza azo

14. kanto10
(
26/01/2007 19:23)
bsr daholo indray ary o, misaotra betsaka anareo rehetra aho fa tena saika nideprime araky ny lazain'i Fasaly, tena tsy azoko mihintsy mantsy satria za tamin'ny niteraka voalohany tena vetivety kely de tsy nisy kibo intsony e, mampinono aho ary niteraka normale ka, fa le be kibo mihintsy no tsy tiako no tena marina raha taminza bevohoka tiako fa zao mahakivy ahy hatramin'ny mijery fitaratra aza, fa zay maharitra zany vadin'andrina koa inona moa? merci daholo an bonne nuit koa
17. kanto10
(
27/01/2007 08:52)
bjr daholo, ary nareo ato zany toa tena mahery daholo raha hiari-tory an za ve nahalala noheveriko fa hoe efa tokony bonne nuit aminzay lay alina iny:-D:-D:-D
18. kallie
(
27/01/2007 09:20)
tandremo fa misy oditra olona tsy mahatanty anle laisoa an, satria mitroka ny loto sy menaka am oditra sy ambany oditra lé izy, d satria mifono ao d mijanona eo ambony oditra, misy olona tsy mahatanty io macération io d mitsovaka ka tandremo o an'izay manandrana. Aza avela elabe
19. sipagasy
(
27/01/2007 09:47)
mmhhh fa ahoana tsara hoe ny hanaovana ilay laisoa??? dia aty frantsa izoa misy karazany ny laisoa ka inona @ ireo ny ampiasaina??? ny mena sa ny fotsy sa ny somary mikaraikona sa ny inona????? mba tena omeo fanazavana mazava re annn
20. koralie
(
27/01/2007 11:04)
Nomen'Andriamanitra ny fara akia a! d maroroha taiza. Lahy sa vavy ny zanakin-dry ?