BE KIBO

41. sitlo ( 01/02/2007 17:11)
ananan ka, haina miaraka amin'ny laiso ilay pilule
42. kelly13 ( 01/02/2007 17:33)
gyneco fôpla
43. sitlo ( 01/02/2007 19:16)
:oops:
44. Baovola2 ( 01/02/2007 23:27)
:roll: Odry, za ve no efa alina loatra vao mijery ny soratra ka mahita ny tsy fahita sa ???

Tsy mampiteraka ahoana indray ny laisoa ? 8O8O8O
... vakio tsara ho'aho ze resahin'ny oul :wink:
45. kelly13 ( 02/02/2007 13:51)
k'efa oe za tsy namaky tsara kou :-o
46. booboo ( 02/02/2007 13:53)
dia avereno vakiana tsara @ zay e hihihihihi
47. kelly13 ( 02/02/2007 14:00)
nan nan nan, marary beuuu ny masoko ;-)
48. Baovola2 ( 02/02/2007 14:07)
:D marina ny an'i kelly13, mandreraka maso beuuu raha mamerina an'ireo :lol:
49. booboo ( 02/02/2007 14:11)
Kelly13> asio laisoa klou dia tsy reraka ny maso refa hamaky avy teo hihihihihihihi
50. kelly13 ( 02/02/2007 14:16)
baovola2>hé hé hé, zany ne oa e!

booboo>nan za zao ra mahita laisoa d hataoko kaly kle za nôna laisoa zany hihihihi
51. booboo ( 02/02/2007 14:18)
kelly13 > sao dia ratsiana laisoa ? hihihihihi
52. kelly13 ( 02/02/2007 14:30)
tena marina zany kle, hihihi
53. xxx ( 02/02/2007 15:20)
ary ono hoa ry reto , ra ohatra mbola tsy niteraka kanefa be kibo dia hafaka mampiasa an le laisoa ve sa tsia ?
dia ny faritra hafa aminy vatana koa ve mety asina an le laisoa , zany hoe ny faritra sasany tiana hihena ?ohatra ny fe
otrayn mba mahaliana ana mantsy fa za lasa genza be hatrizay nahatongavana tatay zay , ka mila manena tena kely
dia merci eh
dia izy no efa nanadrana an io ?
dia tena mety ve
54. booboo ( 02/02/2007 17:25)
maninona raha manay gym kely ? :roll:
55. koralie ( 03/02/2007 12:27)
zà alou nanao fa t@ kibo ihany fa misy oul ihany koa fantatro nampiasa an'io t@ faritra hafa fa toa lasa mahia izy.fa izy koa nikotrana en même temps
56. vale ( 03/02/2007 14:43)
efficace ihany zany lay izy,mmmmmmmm,.... za koa alou tsy mbola nanandrana fa reako fotsiny koa io zavatra io,fa raha ohatra hono ka ol mbola te hiteraka de tsy tsara manao an'le izy zany e, mety hoe tsy mampiteraka ange zany lay izy fa tsy tsara ampiasain'ol mbola te hiteraka fotsiny e.

dain,:^), tsy fantatro tsara kambo:°), fa anontanio an'i ari.malala tsara fa izy mahalala anazy bb kokoa ry reto a:wink:
57. vale ( 03/02/2007 14:45)
:-D mety hoe" tsy hoe tsy mampiteraka" manko ny tiko tenenina :^),hihihi
58. chakkakkely ( 03/02/2007 14:54)
kay otrany mahalina ahy zany mampihena kibo zany , andeha za mba anandrana ,
59. kelly13 ( 03/02/2007 15:32)
chakkakkely>d mba ilazao vaovao ankia a
60. sitlo ( 03/02/2007 16:05)
xxx:

ary ono hoa ry reto , ra ohatra mbola tsy niteraka kanefa be kibo dia hafaka mampiasa an le laisoa ve sa tsia ?
dia ny faritra hafa aminy vatana koa ve mety asina an le laisoa , zany hoe ny faritra sasany tiana hihena ?ohatra ny fe
otrayn mba mahaliana ana mantsy fa za lasa genza be hatrizay nahatongavana tatay zay , ka mila manena tena kely
dia merci eh
dia izy no efa nanadrana an io ?
dia tena mety ve




Inona izany tonga tatay?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086