BE KIBO
22. xxx
(
27/01/2007 21:59)
de hono hoa firy andro no anaovana le laisoa ,mba ampio é to lasa daholo nareo zany ,sa kosa hoe sabotsy ny andro
23. kallie
(
27/01/2007 22:08)
lé laiso maintsomaintso ngeza ôtran'ny any am tanana reny no alaina d fidio ze raviny ngezangeza ts d mikirokirotra (amzay tsy marary lé diany)d apetaka am kibo d fonosina film alimentaire, enjanina tsara, atao manodidina, d avela ho tsemboka ao d 3jours hono d mety.... arakaraka
24. sipagasy
(
28/01/2007 07:59)
mmhhh avela 3 andro @ kibo????? dia ahoana izany tsy hisasa izany????? mmhhhh
25. kanto10
(
28/01/2007 08:36)
toa hoa rehefa hatory hono no manao an'izany kou, tsy hisasa amin'ny ahoana ary nareo?
26. kallie
(
28/01/2007 16:57)
8O misy olona zara ra mamaky mintsy, efa we tsy avela ela - refa am alina na lé manao rara ao antrano iny
27. koralie
(
28/01/2007 17:48)
asiana tantely aloha ny kibo d avy eo apetaka lé ravin-daisoa, d fonosina tsara @ papier film fa tsy avela elabe izany fa sady tsy mety hono no maharikoriko koa lé izy fa lena b daholo ny slip sy ny akanjonao
29. ari.malala
(
29/01/2007 06:45)
misaotra betsaka nanoro e! ndraso ndray alo andramana io tantely sy laisoa io.
Rurik, ny ana anie aky efa ho 8volana mbola io eo iany le kibo be e! nefa za mampinono, de mahakamo fa tena vaky aby ny fermeture ny pataloako! ndremande zay za teny andalana ho aty ampiasana no vaky ny fermeture ny pataloa, tsy hitako izay atao! soa iany fa lava le ambonin'akanjo nanaovako!
Vegas, iieee, ataovy mintsy de ataovy mince mince elà amzay milay b le croisement marsienne sy mponin'ny volana an! ;) :-D:-D:-D
Rurik, ny ana anie aky efa ho 8volana mbola io eo iany le kibo be e! nefa za mampinono, de mahakamo fa tena vaky aby ny fermeture ny pataloako! ndremande zay za teny andalana ho aty ampiasana no vaky ny fermeture ny pataloa, tsy hitako izay atao! soa iany fa lava le ambonin'akanjo nanaovako!
Vegas, iieee, ataovy mintsy de ataovy mince mince elà amzay milay b le croisement marsienne sy mponin'ny volana an! ;) :-D:-D:-D
33. ari.malala
(
30/01/2007 07:30)
Kallie, aza masika kosa aky a! mba tsy azoko anie e! fa na izany aza misaotra e!
36. kelly13
(
31/01/2007 16:48)
d aôna ny fofona ry reto? ny laisoa mantsy mahery fofona b, sa tsisy fofona izy ravina maitso iny? tsy namaky hatramin'ny vôlohany za fa toa nisy resaka teo hoe "tsy mampiteraka intsony ny laisoa"! ka tsy mampiteraka sa mampihena kibo le izy? ahitsio ra diso za!
37. koralie
(
31/01/2007 19:20)
non, tsy d misy fofona izay lé izy kah! hafa ny laisoa andrahoina. Raha mahavatra tena mety io.
38. ari.malala
(
01/02/2007 07:09)
kellly13, tsy hoe tsy mampiteraka ny laisoa fa rehefa tsy hiteraka intsony vao mety io laisoa io no noteniko ka! sa ve nisy resaka hoe tsy mampiteraka ny laisoa? tsy haiko alo e! :roll:
40. kelly13
(
01/02/2007 16:54)
ari.malala>za ngamba no diso famaky fa tsy haiko exactement le izy! zany oe ra tsy t hiteraka intsony zany au lieu de mampiasa pilule ou autre d laisoa mety?
