BE KIBO

61. xxx ( 03/02/2007 17:04)
stilo. ;-):-o:-P8-):°)
62. fotsy ( 14/02/2007 15:21)
Mba makanesa oe eny@HOMEOPHARMA fa tany ohtriny naitako fanafody mpihena kibo sady misy savon special zay le iz de ahosotra@ze faritra tiana ahena . Ka mba andramo eo sao de mba mahasoa anareo.
63. Fiffi ( 14/02/2007 16:20)
raha vao 1 volana nahaterehana zany ange mbola tsy niverina @ laony daholo ny ao anaty kibo sy ny tranon-jaza zany eh ! mba miandrasa kosa fa hiverina tsikelikely io ......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0637