toroy hevitra

1. xxx ( 25/01/2007 14:25)
mba toroy hevitra za ry zareo fa tezitra b ny copine _ko refa manao izahay fa vao mitsorapaka in5 angamba ny ahy d tonga foana!
novalian'i ds ny 05/03/2007 11:56
2. diamondra27 ( 25/01/2007 16:28)
ampireveo aloha izy @ safo² sy oroka vao miray e!
3. fasaly ( 25/01/2007 16:46)
atovy lava be ny premiminaire de hahazo fy klou izy e!:P
4. fasaly ( 25/01/2007 16:46)
atovy lava be ny preliminaire de hahazo fy klou izy e!:P
5. nikopol ( 25/01/2007 17:28)
fatory aminy elastika le zavatra
6. fasaly ( 25/01/2007 17:39)
ié iny kou fomba raika hono ery am fotony somary kendaina de tsy mora tonga:°)
7. jhouhlambout ( 25/01/2007 18:12)
Aza tonga dia mitsorapaka fa ataovy miadana tsara é, dia somary miresadresaka koa @ zay tsy dia mieritreritra loatra an'ilay zavatra.
8. xxx ( 25/01/2007 19:15)
Mankaleo be koa ny resaka ato. Maninona itony raha atao any amin'ny resak'olondehibe eh.

Tena tsy misy henatra mihitsy.
9. Ysag ( 27/01/2007 08:32)
Salam e

tsy oalna izany satria tinao izy e fa rah tsy tianizy lesy na radem aza io eo ihany fa ny "filahina maty no mampalahelo a"
fehiny ialzao izy hoe Tiako ianao ka tsy zakako e
de milamina.
Mazotoa jiaby (l)
10. xxx ( 27/01/2007 10:19)
raha vao te ho tonga iny le izy tonga de tsoahy aloha de maka aina kely avy indray ampidiro;-);-)
11. kanto10 ( 27/01/2007 16:19)
:oops:
12. bibiango ( 05/03/2007 10:54)
Ty misy fika mety ahasoa an'toi tazotazony ihany aloha, dia raha lasa aloha be ka tsy afa-po izy dia tairo indray oh:afaka 1/2 heure, fa rehefa tena désireux be loatra manko dia tratran'ny antsoina hoe "éjaculation précoce", misy aza anie ry sakaiza vao tsy mitsofoka dia efa tonga e! de raha mbola tonga aloha ihany de avereno fôna fa farany toi mahavita jusqu'à l'aube.
13. ds ( 05/03/2007 11:56)
diamondra27:

ampireveo aloha izy @ safo² sy oroka vao miray e!

fasaly:

atovy lava be ny preliminaire de hahazo fy klou izy e!

Koa tsy 1er tour dia vita...:-)
Ny tanjona ve tsy ny ahafahana miaraka mankafy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3949