Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
30/01/2007 10:02)
ATOROY!Lazainy lé lhl fa ts mietsika ono fa miandry fotsiny
za alou d vehivavy 20ans d Za aloha dia vao sambany nanao firaisana e!
D tsoriko fa dia tsy dia mbol manana traikefa @io mihitsy aho!
IZAHO TS MITADY ANAOVANA EXPERIENCE A!fa mba te anontany anareo ...
tohiny
novalian'i bolidah ny 25/02/2007 16:31
sandina
(
30/01/2007 10:00)
ambondrona hijery anao
:?:oops: rija a tena ts hitako ze ho atao fa azafady...
tohiny
novalian'i hesham ny 30/01/2007 16:58
ravakamalala
(
30/01/2007 09:26)
zava maneno malagasy
afaka mba manome ve, izay mahalala, ireo anaran ny zava maneno malagasy, ireny fampiasa amin ny vako drazana ireny?
misaotra...
tohiny
novalian'i kitjo ny 09/02/2007 17:28
niryna
(
30/01/2007 07:04)
Fitiavan-tanindrazana sy ny paradisa?
Voahantso hanompo firenena ity kristiana iray fa nisy ady teo amin'ny tanindrazana.Nisy fifanjevoana ary dia voatery nampiasa basy izy namono ilay olona fahavalony 8O.Ny didi-folo anefa milaza hoe aza...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2007 17:28
niryna
(
30/01/2007 06:32)
Inona no mahatonga ny olona matory rehefa mamaky baiboly?
Misy olona raha vao mamaky baiboly izy dia renoky ny torimaso.Inona no mety mahatonga izany?Hafa ny mamaky boky hakana torimaso an!
Efa voan'izany ve ianao dia inona no nataonao mba hialana an'io ?...
tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:00
miangalyandria
(
30/01/2007 04:28)
Hono ho'aho ry reto
Mba teneno ahy tokoa hoe ry reto hoe ohatrinona izao ny écolagen'ny mpianatra any Dago any :?: dia mbola toy ny taloha foana ve lay hoe misy sekoly manao dokam-barotra be :?::?:dia avy eo be loatra n...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/03/2007 08:20
kitjo
(
30/01/2007 03:18)
ho anareo lehilahy indray ary!
nanontany i jhoul tatsy ambadika tatsy hoe
Ahoana ianareo vehivavy raha mivadika lehilahy tampoka?
dia averina aminareo ny fanontaniana.......
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 07/03/2007 19:13
jhouhlambout
(
30/01/2007 00:47)
inona ny ataonareo raha toa ka...
sendra lasa mivadika lehilahy (tampoka) ianareo?(anatin'ny 1 andro ohatra). Ex: Ny zavatra voalohany ataonareo,Ny fomba fiakanjo,ny momba ny miadiady, mety hikôty ny namanareo ve ianareo, ny zavatra ...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2007 18:41
harnaina
(
29/01/2007 23:44)
anjanamasina
saika hangataka ilay rapy ny 18,3 iny le hoe anjanamasina misy adala mitsingafona...
tohiny
novalian'i sitlo ny 30/01/2007 22:25
LazaDaddy
(
29/01/2007 23:34)
hitanareo ve ilay kaomety t@ herinandro?
Nandeha nanarato "crabes" aho tamin'iny alina iny saingy varian-dresaka sy nandinika ilay kaomety (raomantika :-D ). Vokany dia tsy nahazo afa-tsy "crabe" iray (1) fotsiny nandritry ny alina iray mano...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 31/01/2007 23:28
titimms
(
29/01/2007 19:11)
PATE DE BEIGNET
Bjr
Mba atoroy fanaovana pate de beignet zay mahay fa miforetaka foana ny ahy. Merci...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2007 19:00
diamondra27
(
29/01/2007 19:00)
la question nous pose:
pourquoi on pose des questionS bizzare?...
tohiny
novalian'i cutie ny 02/02/2007 22:17
kiranil
(
29/01/2007 15:05)
ny hevitrao?
eny sa tsia?...
tohiny
novalian'i cutie ny 06/02/2007 04:08
tikitaky
(
29/01/2007 13:12)
tonon-kiran'i Princio
Raha misy mahay ny hiran'i Princio hoe DARLING iny dia mba alefaso ato ny tononkira azfd:-o...
tohiny
novalian'i cutie ny 29/01/2007 13:53
xxx
(
29/01/2007 12:04)
mampalahelo ramsé sy madam
fiainana ve izany ? mpivady mananjanaka 7 taona tsy miara matory intsony izy mivady mbola samy tanora anefa 40 sy 43 eo ,ramatoa io dia kizitina lava , ramose mandefotra lava no matahobady , manaiky ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 30/01/2007 21:59
bazylou
(
29/01/2007 11:18)
mairie
ANTANANARIVO-RENIVOHITRA. Quatre maires partis en cours de mandat !
29-01-2007 / 09:31
Depuis la Deuxième République, presque tous les premiers magistrats de la Ville des Mille ont quitté leur fa...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/02/2007 11:19
tslem
(
29/01/2007 10:17)
silaka fanahy
Mba mangataka ny tonon'ilay hoe "silaka fanahy " an'i Joy K sy Nampoina izay mahay e, misaotra mialoha !...
tohiny
novalian'i tslem ny 31/01/2007 08:22
ronaldo09
(
29/01/2007 10:03)
Inona no tianareo bandy bogosy sa bandy besosy?
O ry sipa a!Mba inona kay no tena tianareo e!Bandy bevola ve sa bandy bogosy.Hoy manko izay sipa anakiray izay hoe:Hataoko inona izay mahabogosy azy nefa sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery!Ka mb...
tohiny
novalian'i menja700 ny 24/04/2015 03:25
xxx
(
29/01/2007 10:00)
andafy andafy andafy
Manaona daholo ,sao dia tsy natao ho an ' ny vehivavy sasany aza ny fipetrahana any andafy any , fa toa zay olona enoko reheta avy any dia mitantara daholo hoe ; lasa mitapitapin' ny fiainana , na aut...
tohiny
novalian'i tsikih ny 05/12/2007 01:06
