Inona no mahatonga ny olona matory rehefa mamaky baiboly?

1. niryna ( 30/01/2007 06:32)
Misy olona raha vao mamaky baiboly izy dia renoky ny torimaso.Inona no mety mahatonga izany?Hafa ny mamaky boky hakana torimaso an!
Efa voan'izany ve ianao dia inona no nataonao mba hialana an'io ?
novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:00
2. tywa68 ( 30/01/2007 06:42)
Efa rerak'lay serasera koa ny maso d vetivety d matory =))=))
3. tywa68 ( 30/01/2007 06:49)
niryna : rehefa vonona ny saina sy ny fo d tsy te-hatory zany :wink:
4. naritsimba ( 30/01/2007 07:35)
Amiko dia tena ilaina izany ny Baiboly tsy mila mihinana fanafody fampatoriana intsony izany, sa ahoana hoy ianareo.
Tsy hitako izy maharatsy izany amiko aloha eh, sady boky tena tsara ny Baiboly.

Ny hevitro dia ny famporisihana ny olona rehetra hamaky Baiboly.
5. ndrena ( 30/01/2007 08:23)
Ny fanontaniana no hovaliako eto an:tsy tian'ny devoly ny olona hamaky baiboly satria tsapany fa ao no hahafantarana ny sitrapon'A/tra dia ampatoriany izay mamaky azy.Raha mamaky boky hafa anefa ianao dia mety maharitra sy mahavita pejy maro vao matory.Noho izany dia mila ny herin'A/tra aloha mialohan'ny hamakiana ny baiboly mba hahatonga anao hifantoka sy hahafantatra ny hevitr'A/tra .
6. majesty ( 30/01/2007 09:13)
mety marary maso,mety kamo koa fa tsy mahita feeling @ le boky vakiany fa ny tsaratsara anontanio mihitsy rehefa misy olona tratranao matory eo ampamakiana soratra masina e,raha tsy hoe angah ianao ihany io olona io:)
7. booboo ( 30/01/2007 11:38)
-lé soratra kelyyyy, sady kely blitany koa ny elanelana isaka ny ligne, sady ôtra kafiriana ho tafiditra anatin'ny pejy iraika ao aby ny ankamaroan-draha
-reraka ny maso ny farany vokatr'izay dia te-hatory
-vao maika miampy hoe tsy mifantoka tsara ny saina dia tena vetivety dia tsapa ilay harerahan'ny maso

Izany izy aby aby....:°)
8. ndrena ( 30/01/2007 11:46)
Ka ao anatin'ny mangidy no ahitana ny mamy ko!
Hiareto e
9. booboo ( 30/01/2007 11:51)
Ndrena > lé kilonga kely any @ sekoly alahady reny no tenenina an'izany fa mbô mafy fa henoy zany ry hazondamosiko ouz !
10. ndrena ( 30/01/2007 12:11)
KAny kilongabe ato mintsy no tratran'io zvt io ko
11. prime ( 30/01/2007 15:01)
Dia inona ny fanafana ry niryna?:lol:
12. Zina ( 30/01/2007 17:43)
Inona no mahatonga ny olona matory rehefa mamaky baiboly

alohan'ny hamakiana ny baiboly anie ianao dia mivavaka aloha e... tsy ho hainao sy hiditra ao an-tsainao izay vakianao raha tsy magataka ny Fanahy Masina...

ndrena a marina mihitsy io lazainao io ambany io...

tsy tian'ny devoly ny olona hamaky baiboly satria tsapany fa ao no hahafantarana ny sitrapon'A/tra dia ampatoriany izay mamaky azy.Raha mamaky boky hafa anefa ianao dia mety maharitra sy mahavita pejy maro vao matory.Noho izany dia mila ny herin'A/tra aloha mialohan'ny hamakiana ny baiboly mba hahatonga anao hifantoka sy hahafantatra ny hevitr'A/tra .


oy ilay fiteny zay oe rotsirotsin'ny devoly dia matory - ka tandremo tsara io...
13. dailynews ( 30/01/2007 18:48)
rehefa hamaky baiboly na hivavaka dia remarquer-o fa vetivety dia matory. hoy ny pasiteranay izay hoe, tsotsofin ny devoly eo dia renoka ho azy.

fa resaka resaka, fa ny olona tia vavaka sy mamaky baiboly dia tsy tian ny devoly indrindra ka eo no ataony izay hevitra hahavariana sy hahakamo ny olona iray.
indraindray mampiasa olona mihitsy izy rehefa tsy mitandrina izay ilay olona iray. ianao alohan ny hivavaka iny indrindra. tonga ny telefonina dia manafitohina ny tena ilay zavatra tenenin ilay olona dia avy eo ny tena tsy manana concentration intsony hivavaka sns....

ny ahy alohan ny hivavaka sy hamaky baibloly dia mivavaka kely aho hoe Atro arovy amin ny ranao ny vavaka sy ny famakianteny izay ataoko. ny devoly tsy tia ny ran i Jesoa mihitsy. arovy amin ny ran i Jesoa ny vavaka sy ny famakianteny. fa raha tsy izany dia attaquer-ny foana.
14. xxx ( 30/01/2007 23:05)
eka ouz! ny fivavahana voalohany dia io tenenin'i dailynews io, miaro @ ity fampatoriana hataon'i satana.
15. ndrena ( 31/01/2007 08:35)
Mamamly ny fanontaniana zany za eto an araka ny fanazavana teo ambony:Ny mahatonga ny olona matory rehefa mamaky baiboly dia noho izy tsy ampy vavaka alohan'ny hamakiana azy hany ka mahazo bahana eo avy hatrany satana mampatory azy.
16. majesty ( 31/01/2007 09:14)
17. dadie ( 31/01/2007 10:31)
niryna:

Misy olona raha vao mamaky baiboly izy dia renoky ny torimaso.Inona no mety mahatonga izany?Hafa ny mamaky boky hakana torimaso an!
Efa voan'izany ve ianao dia inona no nataonao mba hialana an'io ?


mety tsy mifantoka ao angaba ny sainy no mahatonga zany mbola tsy sendran'izany alo za fa ny mahavoa ahy matetika rehefa mijery film d tsy itako fona ing no niafarany . rerakin'ny asa mdr....
18. naritsimba ( 31/01/2007 12:23)
Na mampatory na tsy mampatory dia aleo mamaky Baiboly raha hamaky ihany.
19. xxx ( 31/01/2007 12:53)
Ary rehefa mamaky dia ezaho ny hamaky sy ny handalina ny dikany fa tsy mamaky fe mamaky fotsiny!
tsy manao dika vilana fa ny voalaza.
20. niryna ( 01/02/2007 07:12)
xxx:

Ary rehefa mamaky dia ezaho ny hamaky sy ny handalina ny dikany fa tsy mamaky fe mamaky fotsiny!
tsy manao dika vilana fa ny voalaza.

ka ahoana no matory,tonga anie dia renoka miraraka ny hivin'ilay olona e

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2004