Inona no mahatonga ny olona matory rehefa mamaky baiboly?

21. xxx ( 01/02/2007 13:28)
koa be devoly tsinona koa! tsy miheritreritra ilay vakiana fa mitady torimaso @ baiboly fotsiny: eo i satana fa manafosafo mampatory!
Fa tsy magazine anie na roman policier ny baiboly e!
22. niryna ( 01/02/2007 17:30)
xxx:

koa be devoly tsinona koa! tsy miheritreritra ilay vakiana fa mitady torimaso @ baiboly fotsiny: eo i satana fa manafosafo mampatory!
Fa tsy magazine anie na roman policier ny baiboly e!

Kely sisa dia ho tonga any amin'ny valiny isika ry xxx fa tohizo.Efa mahazo 71/2 /10 ianao:P

23. niryna ( 01/02/2007 17:37)
Ahoana isika no afaka mijety TV adin'ny 2-4 tsy miato kanefa tsy matory,8O ahoana no mamaky boky ka tavela eo am-pandriana adino hatramin'ny sakafo nandrahoana raha toa ka voan'ny haingam-panahy iny:o kanefa tsy matory fa matsirobe ilay boky :miam::miam:na mampatahotra?:evil: Indraindray aza vakiana any amin'ny faran'ilay pejy rehefa mitaintaina?=D
Ahoana isika no afaka mijanona eto mivezivezy etsy sy eroa mivanitika,miakatrafo,may ny hamaly izay mahafinaritra antsika ary tena adino daholo izay tokony hatao?o^o=))=D:b
Ny fanontaniana fa maninona rehefa mamaky baiboly dia toa misy hery hafa manosika hieritreritra any an-kafa?8-)8-)
24. Zina ( 01/02/2007 18:20)
Ny fanontaniana fa maninona rehefa mamaky baiboly dia toa misy hery hafa manosika hieritreritra any an-kafa?

ka satria ao ilay devoly izay tsy tiany isika hanakaiky an'Andriamanitra sy tsy tiany isika hanaraka ny tenin'Andriamanitra sy ho zanak'Andtra. Tiany ho namany isika dia rebirebeny foana... antsika no mieritreritra sy mitazona ny finoana hanan-tsika.
25. niryna ( 02/02/2007 23:16)
Zina:

Izay indrindra ilay izy ry zina,mahery be ilay fakampanahy kanefa mora ny manaraka azy,mazana ve anefa ny mamolaka tena

26. naritsimba ( 05/02/2007 07:52)
Ny iangaviako dia aza raisina @ hevitra ratsy hoe misy devoly raha matory ny olona mamaky baiboly fa raiso @ hevitra tsara kosa hoe: aleo amporisihana hamaky baiboly ny olona na dia haka torimaso aza @ izay dia voatarika ho @ lalana tokony alehany izy ireo.
27. pissoa ( 05/02/2007 08:16)
toa lavitr'ezaka izany fanirian'i naritsimba izany raha ny eto no zerena :-D:-D:-D
28. Fiffi ( 05/02/2007 10:58)
xxx:
koa be devoly tsinona koa! tsy miheritreritra ilay vakiana fa mitady torimaso @ baiboly fotsiny: eo i satana fa manafosafo mampatory!
Fa tsy magazine anie na roman policier ny baiboly e!
miombon-kevitra tanteraka @ xxx aloha zah @ io an !

29. Zina ( 05/02/2007 17:54)
naritsimba [ Valio ] 05-02-2007 08:52:37
Lohateny : Re : Inona no mahatonga ny olona matory rehefa mamaky baibol
Ny iangaviako dia aza raisina @ hevitra ratsy hoe misy devoly raha matory ny olona mamaky baiboly fa raiso @ hevitra tsara kosa hoe: aleo amporisihana hamaky baiboly ny olona na dia haka torimaso aza @ izay dia voatarika ho @ lalana tokony alehany izy ireo

narintsimba marina izany ....
ny zavatra tsara dia ny mamaky versets vitsivitsy dia amin'izay tsy matory...
30. niryna ( 09/02/2007 07:00)
naritsimba:

Amiko dia tena ilaina izany ny Baiboly tsy mila mihinana fanafody fampatoriana intsony izany, sa ahoana hoy ianareo.
Tsy hitako izy maharatsy izany amiko aloha eh, sady boky tena tsara ny Baiboly.

Ny hevitro dia ny famporisihana ny olona rehetra hamaky Baiboly.

Tsy novalianao ny fanontaniana na izany aza misaotra namporisika ny namana hamaky baiboly.Andramo ity fa tena hiainako.Izaho rehefa marary an-doha dia mivavaka aho ary manala ny aretin'andoako amin'ny anaran'i jesosy.Sitrana foana ary raha tsy sitrana aza dia averiko.Tsy mba mihinana fanafody an-doha izany mihitsy aho.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1722