Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi
(
01/02/2007 10:25)
Bourses étrangères
La commission de coopération universitaire des universités francophones de Belgique mettent à la disposition des étudiants malgaches 146 bourses d'études et 70 stages.
Des offres sont disponi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 16:29
xxx
(
01/02/2007 10:14)
Avocat madagascar tsy mahaloha hofa trano !!!!!!!!
fa ireny avocat ireny ve tsy be vola be e ! nefa misy amin ' izy ireny toa mikepoka ny hofatanon ' ny sasany fotsiny , tsy mba hoe hofa trano ray na roa volana no tsy voaloha fa efa mahery ny tapa tao...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2007 05:47
exdadabe
(
01/02/2007 04:20)
fitiavana namana
1- mananantra azy sy manoro azy ny lalana mariana
sa
2- manoem koue=razz azy mba hirosoany be be kokoa 2 ilay loza efa mitatao aminy ?...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2007 02:15
xxx
(
01/02/2007 02:15)
aomby lahinay i Toliary
[img]http://www.chez.com/lavache/images/bdvache.gif[/img]
na raha tsy mivoaka dia http://www.chez.com/lavache/images/bdvache.gif...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/02/2007 18:48
xxx
(
01/02/2007 00:12)
Andriamanitra dia fitiavana an???
Ra tena fitiavana Andriamanitra an, nahoana no navelany hisy zao fijaliana zao, toy ny herisetra, ny ady, ny mosary, ny vono olona, ny aretina, ny loza vokatrin'ny natiora...ary ny fahafatesana??? ...
tohiny
novalian'i prime ny 23/02/2007 12:30
LazaDaddy
(
31/01/2007 22:37)
Benny Hinn
Mba misy hafatra kely tiako ambara an'ireo manaraka ny fampianaran'ingahy Benny Hinn e, ary tokony ampiharina @ fampianarana rehetra mihitsy koa: "Aza miala sy misaraka @ Tenin'Andriamanitra, fa raha ...
tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:21
xxx
(
31/01/2007 20:59)
mitady an'i claude neveu an'Rasoanaivo georges
Manaona daolo,
mba miangavy an zé mahalala momba an ty olona ty mba hizara zé fantany fa tena zava dehibe ho ahy ny hahafahako maka contact aminy, misaotra mialoha.
Ny tena tadiaviko zany dé i ...
tohiny
novalian'i Angie ny 13/02/2007 12:13
xxx
(
31/01/2007 19:59)
candy party
alimpandihizana ny asabotsy 03 febroary manomboka am 22h30 miaraka aminy dj little G , dj Joace
toerana voafetra
res:0609317246 (après 18h)
vidimpidirana :
12€ avant minuit
15€ après min...
tohiny
novalian'i mignone ny 01/02/2007 10:34
niryna
(
31/01/2007 18:02)
Fahatezerana.
Aretina mikiky ny fahatezerana ary mety manimba ny vatana,saina ary fanahy mihitsy raha tsy voatandrina sy miova ny toe-tsaina.
Ny fahatezerana dia vokatry ny zavatra mitranga ao anatin-tsika na zava...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/02/2007 02:03
kitjo
(
31/01/2007 18:01)
Ny kely maso sy ny fivavahana
t@ izaho vao ho aty dia natahotra oe aty ve hisy afatsy bodisma?
akory anefa ny hagagako
Aleo ny sary no hilaza azy...
2005: Benny Hinn taty,
ny City harvest Church no naka azy saingy tsy a...
tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:16
niryna
(
31/01/2007 17:17)
Inona marina no tena atao hoe fitiavana?
aAoana no alalanao azy hoe tia anao izy ary ahoana no anehoanao ny fitiavana azy?.How you saw the love to the one who loves you and how how do you know that he/she loves you? ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 07/02/2007 17:09
xxx
(
31/01/2007 16:50)
kibo efa hi poka
Mba mandalo eto paris aho , fa dia gaga mahita ny lehilahy gasy sasany be kibo be otran ' efa ho teraka , nandeha lanonana mbola otrizay ihany no itako , nisy fiaraha misakafo fa teo aho vao talanjona...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/02/2007 06:49
xxx
(
31/01/2007 16:18)
fitiavantena ve sa !!!!!!
Fa inona oa no mahatonga anareo vehivavy ( sasany ) mankahala na tonga dia tsy tia ny havambady fotsiny amin ' izao e !!! na hoe mbola tsisy disadisa aza teo aminareo , nefa maninona ny lehilahy tsy s...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 25/02/2007 07:32
xxx
(
31/01/2007 15:03)
vonjeo tia olona mainty be za
mba mila vonjy kely ry reto an , tsy zany mantsy fa za zao miaraka amina africane mainty be , dia izy tena tiako dia tena tiako fa saingy eo aminy fianakavina no tena ataorako mafy , sady ny ao ami...
tohiny
novalian'i Kev ny 28/05/2008 08:35
xxx
(
31/01/2007 14:44)
fiv
ahoana kay no faharetan'ireny FIV reny mety ho ela ve sa mety ho vetivety? tokony firy volana sa aman-taona,...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 07/04/2007 09:17
pirinakely
(
31/01/2007 14:24)
mba torohevitra reto a
slt,daoly
Efa ela za no naniry zaza,vao 6mois zay no nahavita ny mariaziko,marihako aloha fa efa nisy taminy olona niaraka tamiko taloha dia nesorina
Zao mijaly mitady,nisy olona nanoro hevitra ihan...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2007 06:09
xxx
(
31/01/2007 13:48)
T de jehovah
Marina ve zany fa tsy 25 déc ny nahaterahan' ny jesosy ? araky ny tennin ' ny T de jehovah. sy hoe tsy teo @ la croix izy no nofantsiana ? ...
tohiny
novalian'i mendrika ny 15/03/2007 21:41
statistika
(
31/01/2007 13:43)
haut les mains
ahoana raha ndry no mahita ny sipa na vadindry tratra manao crac crac ao aminao na @ toerana hafa , efa mba nisy nahatratra ve dia ahoana ?????? ...
tohiny
novalian'i paris10 ny 06/02/2007 21:29
kitjo
(
31/01/2007 12:55)
tsara ho fantatra @ fandovana!
Sali dol
Hono wa, hafiriana aorian'ny fahafatesana no fe-potoana tsy maintsy hanaovana famindrana anarana @mpandova?
- fiarakodia
- trano
- tany sns
Dia inona daholo koa ny tsara ho fantatra ...
tohiny
novalian'i camilla15 ny 13/03/2015 00:29
