Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 05/02/2007 19:07)
kalitao
tokony hiandrina ny mpanao gazety mpampasa io teny io satria mampisy ny tsy misy ary ny manimba ny efa misy... tohiny
bazylou ( 05/02/2007 19:04)
aza mandeha rns
raha tsy te hitontonan'ny sarkozy any !!! ataovy eo ary:lol::lol::lol:... tohiny
novalian'i mbaliana ny 07/03/2007 14:28
bazylou ( 05/02/2007 18:26)
tsy mba hoe ny map
dia teraka sy natao hanaraka ny constitution misy eo an tanana fa ny constitution indray no manaraka ny map izay hevitra tera bary tery!!:lol::lol::lol::lol::roll::roll:... tohiny
novalian'i bazylou ny 10/02/2007 20:15
trixter ( 05/02/2007 17:59)
vola fôna
ra mba misy zavatra tsy misy idiran'ny resaka vola d mba teneno iany e! n'importe quoi io an!... tohiny
novalian'i tynah ny 23/02/2007 11:27
bazylou ( 05/02/2007 16:24)
fa nahoana no tsy ny vahoaka no mifidy ny
prezdam pokontany fa ny distrika indray ?? Misy zavtra tsy mazav indray ao??? COLLECTIVITE. Les chefs de districts nomment les chefs de Fokontany 05-02-2007 / 08:59 Le Président Marc Ravalomanan... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/02/2007 06:51
bazylou ( 05/02/2007 15:19)
na tsiranana, na ratsiraka, na ratsimandrava
na zefa albert na ilay8 , dia pma hatrany i madagasikara!!!:lol::lol::lol::lol:... tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2007 23:51
mits ( 05/02/2007 15:17)
SMS gratuit @ net mankany @ phone !!
manahoana daholo e! ito mba misy zavatra hitako mba ho zaraiko eto, mety ho antsika rehetra mampiasa internet rehetra, tsotra,tsy andoavana vola,nefa afaka mifandray . izy ito dia azonao ny mande... tohiny
novalian'i Ryhaj ny 29/11/2018 16:45
ari.malala ( 05/02/2007 15:14)
les aventures de Sherkboy et Lavagirl
Iza no mba manana an'io film io fa tadiavin'ilay zanak omafy dia mafy e! Nitady t@ internet aho fa andoavambola ny telechargement! misaotra mialo e!... tohiny
booboo ( 05/02/2007 14:07)
" Histoire de scouts " (Fce)
Tsy dia adi-hevitra loatra fa te-hampahafantatra fotsiny ho an'izay liana : Daty : 18 fév Ora : 10h -10h 30 Fandaharana : Présence Protestante sur France2 Lohateny : " Histoire de scouts " h... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/02/2007 18:16
ronaldo09 ( 05/02/2007 13:04)
Dia i Ravalomananareo ve no filoha mendrika indrindra?
Hatramizao dia ny fandokafana foana no ataonareo an-dravalonareo fa tsy mba aseho hoe inona no zava-bitany ary manao ahoana ny firenena ?Raha ny tantaran'i Madagasikara no atao jery todika dia i Ts... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2007 20:51
Fiffi ( 05/02/2007 13:00)
Solafaka , volomborona , le masira ....
Iza no efa nahita an'ireo film ireo ? -Le masira -Volomborona -Sôl'afaka -Didin'ny Be sandry -Klinika fanaperana Fa tena miaky kosa aloha zah fa mahay ny gasy an ! milay eh ! ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2007 16:06
naritsimba ( 05/02/2007 07:17)
FAMBOLEN-KAZO 03/02/2007
Miarahaba antsika namana rehetra! Tontosa soa aman-tsara ny fambolen-kazo t@ Sabotsy 3 Febroary 2007 tany Lohavohitra-Andranovelona. Tanteraka araka ny nieritreretana azy ny zavatra rehetra, ary na ... tohiny
novalian'i mbaliana ny 16/03/2007 12:58
ravatorano ( 05/02/2007 06:58)
Vita soa amantsara ny fambolena zana-kazo 2007
Misaotra an\'Andriamanitra lehibe nanome fotoana ;hery tanjaka ary fahasalamana nahafahatsika nanatontosa iny fambolekazo sy fifampiharabana tratry ny taona 2007 teny Andranovelona iny. Tsy hay ny ts... tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/05/2007 20:59
niryna ( 05/02/2007 04:29)
Raha miaraka amintsika foana Izy ahoana no sarotra tadiavina
Raha eto amintsika foana Atra ahoana izy no sarotra tadiavina? "If God is always with us,why is he so hard to find?" Kanefa Izy hakaiky anao mihitsy tsy araky ny fiheveranao azy."God is closer than y... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 06:35
tsimiandravola ( 04/02/2007 22:40)
Mba nino ihany raha nisy ara-tantara i Jesoa
Ka io no antsoin'ny vazaha hoe "malentendu".Nino an'i Jesoa ihany aho taloha satria [b]nisy ara-tantara KOA izy[/b] arana ny nasaina ninoako.Nony tena nozohiana ny tena marina:hay i lery TSY NISY ara-... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 06:29
ds ( 04/02/2007 22:02)
Fifanampina an-tendrilavitra
Sparks-angels, fitaovana iray ahafahana mifanampy an-tendrilavitra. Efa misy fitaovana hafa koa (vnc, ...) azo ampiasaina saingy indraindray sarotra ho an'ny tsy matihanina ny mampifandray solosaina r... tohiny
novalian'i hery ny 05/02/2007 08:51
xxx ( 04/02/2007 17:35)
sipana lezika
:D ono hokay fa maninona ny sipa miaraka amina legionnaire dia lazaina fa sipa maditra ? ary avy eo rehefa misaraka am iny dia sarotra vao mahita lehilahy satria efa hoe sipana lezika , tsy azoko ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2007 13:26
sipagasy ( 04/02/2007 16:51)
mahagaga tokoa
miala tsiny raha @ teny vahiny fa azo andramana @ fitenintsika ihany koa e!!!!! mahazahoa fafiny aza e!:!!! Objet : calcul interessant ?? T'es-tu déjà demandé ce que voulait dire, se donner Ã... tohiny
novalian'i aigredoux ny 13/02/2007 12:42
rakaroka ( 04/02/2007 13:54)
Tantara marina mampieritreritra!
"tsy resaka raisonnement" fotsiny ny fiainana, ny "rationnel indray tsy mandray ny resa-pinoana loatra! Ahoana ary izany?...Nisy nahita ny "30 histoires les plus mystésieuses" afak'omaly t@ TF1 tao... tohiny
novalian'i kzy ny 14/02/2007 02:26
hertix ( 04/02/2007 13:00)
fitondràna fiangonana sy politika
Tena mahagaga mihitsy ankehitriny fa dia mirona any @ fanaovana politika ny ankabeazan'ny pasitera ao @ fjkm!! Nisy mihitsy aza moa sahy nanao propagandy tao am-piangonana ao anaty fotoam-pivavahana.... tohiny
novalian'i hertix ny 24/02/2007 09:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7812