aza mandeha rns

1. bazylou ( 05/02/2007 19:04)
raha tsy te hitontonan'ny sarkozy any !!! ataovy eo ary:lol::lol::lol:
novalian'i mbaliana ny 07/03/2007 14:28
2. tywa68 ( 05/02/2007 19:35)
aza hanirahana an'i sarko ny namana ry bazylou raha mbola gasy ihany enao an !
3. andry08 ( 05/02/2007 22:02)
:roll:fa inona no hataony any ry bazylou?
4. sasa ( 06/02/2007 05:01)
ny an'i bazylou vavan'ny tsy hande fa aza mihaino an'io :-D:-D:-D
5. Fiffi ( 06/02/2007 06:35)
bazylou nga tsy fantatrareo fa tsy gasy izy io ? tsy fantatro hoe inona no hataony eto !!
6. scorpion ( 06/02/2007 10:32)
karana leiry io ka 8)
7. ramorafr ( 06/02/2007 11:44)
Efa tena lany resaka le bazylou marina:lol:
8. landza ( 06/02/2007 13:54)
aleo mba aty italie ndray ny rns no atao eh , any france fona v ranga tssssssss .....
9. mbaliana ( 06/02/2007 19:17)
landza> dia organiser-o kosa fa aza mitsifotra fotsiny e...
10. sasa ( 07/02/2007 05:16)
mbaliana aleo akia organiseko an hi hihih ihi :-D
11. fijo ( 07/02/2007 06:25)
rabazy koa matahotahopoana tssss
12. mbaliana ( 08/02/2007 10:59)
sasa> miandry ny top ary za ...

mazava ho azy fa raha mbola te hijanona aty ivelany dia tsy mande any dago koa... fa raha ohatra i bazylou handefa an'i sarkozy aty alefaso aty izy tsy matahotra azy zahay e
13. mbaliana ( 08/02/2007 11:00)
odryy diso adresy any amin'ny RNS mantsy ee...
14. fijo ( 08/02/2007 22:59)
sarko fohikely iny ve letsy ry bazy de atahorana le kiiiii
15. sasa ( 09/02/2007 05:02)
fijo alefaso aty aminay iny fa izahay tsy matahotra hi hihi hih
mbaliana ye homeko top njy
16. fijo ( 09/02/2007 06:07)
matin'ny tazo any iny kle
17. Fiffi ( 09/02/2007 19:22)
=))
18. watafon ( 09/02/2007 20:11)
:-D:-D:-D
19. mbaliana ( 09/02/2007 23:07)
:-D:-D:-D efa manao vaksiny izy fa voaroaka any no tsy tantiko
20. fijo ( 09/02/2007 23:10)
ie ,izay koa tsy ferana.sady hovoahendaka eny analagam eny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3161