aza mandeha rns
1. bazylou
(
05/02/2007 19:04)
raha tsy te hitontonan'ny sarkozy any !!! ataovy eo ary:lol::lol::lol:
répondu par mbaliana le 07/03/2007 14:28
2. tywa68
(
05/02/2007 19:35)
aza hanirahana an'i sarko ny namana ry bazylou raha mbola gasy ihany enao an !
5. Fiffi
(
06/02/2007 06:35)
bazylou nga tsy fantatrareo fa tsy gasy izy io ? tsy fantatro hoe inona no hataony eto !!
8. landza
(
06/02/2007 13:54)
aleo mba aty italie ndray ny rns no atao eh , any france fona v ranga tssssssss .....
12. mbaliana
(
08/02/2007 10:59)
sasa> miandry ny top ary za ...
mazava ho azy fa raha mbola te hijanona aty ivelany dia tsy mande any dago koa... fa raha ohatra i bazylou handefa an'i sarkozy aty alefaso aty izy tsy matahotra azy zahay e
mazava ho azy fa raha mbola te hijanona aty ivelany dia tsy mande any dago koa... fa raha ohatra i bazylou handefa an'i sarkozy aty alefaso aty izy tsy matahotra azy zahay e
15. sasa
(
09/02/2007 05:02)
fijo alefaso aty aminay iny fa izahay tsy matahotra hi hihi hih
mbaliana ye homeko top njy
mbaliana ye homeko top njy