aza mandeha rns
23. sasa
(
12/02/2007 04:42)
=))=))=))eny analagam tsy d misy mpanendaka tsony fa aleo izy asaina mande any Vichy Anjanomanalina :-D:-D:-D
25. sipagasy
(
12/02/2007 19:58)
raha handeha i bazyl dia ery @ buvette ihany ny fotoanantsika ny sabotsy hariva e! ohatran'ny mahazatra e!!!!!! hihihih ;-)
26. mbaliana
(
12/02/2007 20:51)
hihihihii i bazylou ve ho sahy hiseho olona hoe ity za bazylou re olona e
27. fijo
(
14/02/2007 00:17)
sasa,izany ve?????milay izany ka.
iza io tsy mahazo resaka io.i sarkozy hoany mada no resahako hoe hovoahendaka eny analagam ko
iza io tsy mahazo resaka io.i sarkozy hoany mada no resahako hoe hovoahendaka eny analagam ko
29. Fiffi
(
14/02/2007 17:48)
ary zah miheritreritra hoe i bazy no ho voan'ny tazo raha mandeha RNS , kay ve sarko zany ? :roll:
34. fijo
(
16/02/2007 05:48)
ka tsika tia an'io mivadibadika io anie e,eo ambony etsy ambany izy aby e
38. bazylou
(
16/02/2007 23:19)
tandremo ho aho!! sao lasa mody tampoka amin'ny menoty e!!:lol::lol: