Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 09/02/2007 09:08)
Mbola hafa hiany Madagasikara......Arbre plus rare.
(miala tsiny aloha raha @ teny frantsay fa tena tsy ho voadika) Sohisika », au Palais d’Iavoloha ! « Sohisika », connu par les scientifiques sous son appellation « Schizolaena tampo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 22:29
niryna ( 09/02/2007 08:42)
Neny.Mahita ny ao am-po tsy miloaka!
Efa naheno ity olona atao hoe "neny" ity ve ianareo? Vahoaka sesehena no tonga nanantona tao aminy.Milaza ny olona fa raha very zavatra dia mahita izy.Toerana kely tsy dia lavitry ny A/rivo avaratra ... tohiny
novalian'i niryna ny 23/02/2007 02:10
nikopol ( 09/02/2007 08:27)
Antson'ny fo
Je t'aime... tohiny
novalian'i Stretch ny 04/03/2007 14:37
niryna ( 09/02/2007 08:25)
Sarin'i Jesosy
Raha mijery ny tantaran'ny Ranavalona isika dia iny sariny iny no mandeha hatraiza hatraiza.Mahita boky na sary maro anefa ny tena ataon'ny olona ho sarin'i Jesosy.Tsy mba iray io sary io fa ataony mi... tohiny
novalian'i niryna ny 27/02/2007 07:39
rafano73 ( 09/02/2007 08:08)
love party!!
Salut doli za mba mitady Valentine @ soiré rampitso io zay afaka tsy sangi2 ny ahy fa tena marina d mba valio hafatra d afaka manao fotoana rampitso na oe antsoiko ianao !! saotra mialou ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 15:13
Fiffi ( 09/02/2007 07:31)
Rock Malagasy
hummm.....ahoana ny fahitanareo ny rock malagasy ? manja an ! http://hardrockmg.free.fr/modules.php?ModPath=hardrockmgvideo&ModStart=hardrockmgvideo&ontv=KIAKA%20-%20Mozika%20rock http://www.afropo... tohiny
novalian'i Bita ny 03/07/2007 17:51
fijo ( 08/02/2007 22:52)
tahirintsary
sali aby. aiza kay no ahitana ny tahirintsary rehetra tato?... tohiny
novalian'i kitjo ny 14/02/2007 16:56
njrtinah ( 08/02/2007 21:31)
Afera Pety!
Ela zaho tsy teto fa nanaraka polikan'ny kibo! Mba te hahafantra aho ny @ ilay "afera Pety" Dia nanao ahoana no niafaran'izy iny? ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/02/2007 23:31
memerz ( 08/02/2007 20:33)
vitsika a ?!!
Nisy bandy iray zany tena manampahaizana manokana momba ny vitsika, satria io no fianarana nataony, Dia namory olona izy fa hanazava théorie. Dia nandeha teo ny fanazavany dia niteny t@ olona izy hoe... tohiny
novalian'i kala ny 20/02/2007 07:02
rakaroka ( 08/02/2007 18:48)
Fandinihan-tena!
Ilaina 'ngamba izany amiko! Moi... suis conscient de ce que je vis Moi...suis connecté à mon être divin Moi...suis mes convictions Moi suis amour et paix Moi...suis sûr d'être protégé Moi... tohiny
novalian'i prime ny 14/03/2007 06:20
xxx ( 08/02/2007 18:04)
matavy loatra , dia mba tia hahia
za dia 25 taona , tsy mbola niteraka , 1m55 ary 88 kilo , tena loza be , za ry reto mba tia hihena fa mba ampio an , za anefa dia efa tsy dia misakafo be loatra fa dia tsy mety fa dia mitombo foana ia... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2007 10:50
bazylou ( 08/02/2007 17:50)
mazava be
ny sarin'ny tribune atsy!!8 , map; referendum; tondradrano... tohiny
novalian'i fijo ny 09/02/2007 23:32
niryna ( 08/02/2007 17:24)
E! ry fahazazana, fahatsiarovana sisa tavela!
Inona no zavatra mbola tadidinareo ka nahafinaritra fony mbola kely? Nisy adalana kely kanefa tsy nandiso fanantenana sy ny maro hafa? Izaho aloha dia tia milalao orana e ka rehefa avy ny orana dia a... tohiny
novalian'i niryna ny 12/02/2007 02:02
lapino ( 08/02/2007 17:06)
Zaodahin'i Ben Laden maty tany Dago
http://povonline.wordpress.com/2007/02/01/ben-ladens-relative-shot-dead-in-mcar/ http://povonline.wordpress.com/2007/02/01/un-parent-de-ben-laden-assassine-a-mcar/ ... tohiny
novalian'i pissoa ny 14/02/2007 16:55
xxx ( 08/02/2007 14:35)
bonne aniversaire Aino
miarahaba anao aho ry malalako, fo feno sy endrika mirana no iarabako anao @ izao faha 18 taona anao izao!! hoy ilay tia anao:*:-*(l)... tohiny
novalian'i Aino ny 12/02/2007 13:10
Fiffi ( 08/02/2007 13:02)
Hafatra...
heu...asa enareo na voan'zao fa nahazo valin-k'hafatra maro de maro zah nefa tsy misy na inona na inona voasoratra ao.....Nandefa hafatra namaly an'ireo koh zah fa nohon'ny nojereko ny hafatra lasa de... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/02/2007 07:37
Fiffi ( 08/02/2007 12:55)
AccèsBanque fait son entrée sur le marché malgache.
Microfinance. Dorénavant, Madagascar a sa première banque territoriale spécialisée en microfinance. Une solution aux difficultés d’accès aux crédits. Heureux. Les habitants du quartier d... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/02/2007 18:30
salopard ( 08/02/2007 12:45)
TAFITA ISIKA, misaotra zoky levalo
test ADN na paternité, tramway, bypass, passport biometrique,air force one, hammam, sauna, maison de partouze ... sniff, sniff,... tsy ampy dôzy ... tohiny
novalian'i vydal ny 18/02/2007 12:36
marcocofa ( 08/02/2007 10:55)
tsy mampanahy
[i]Italic text[/i]mba misy hira ny MELKYtao @pazzapa 4 nge mba ilaiko ra azo atao t@izy nanao prime latino no nanaovany azy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2007 19:23
niryna ( 08/02/2007 07:25)
Mandeha miangona fa ?
Inona ka no tena mahatonga anao mandeha miangona?... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8036