Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo ( 10/02/2007 06:16)
mivavaka
amin'izao andron'ny fandrosoana sy ny fikarohana siantifika izao ve,tsy tsapanareo hoe fandaniana andro sisa le hoe mivavaka?... tohiny
novalian'i tywa68 ny 05/03/2007 20:36
Lalah ( 10/02/2007 05:04)
Bebe bruce Lee
http://www.dailymotion.com/cluster/fun/video/xdhva_bebe-bruce-lee mime doly ootsa... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/02/2007 09:18
fatiha ( 10/02/2007 04:57)
sarotrany fiainana
azafady anie eh , mba saika hangataka ilay hiran'i tarika ,misy hoe : enga anie ianao hiandry ahy fa izaho miandry anao foana e e , misaotra mialoha o... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/02/2007 07:31
ratonga ( 10/02/2007 00:16)
les crevettes de M/scar meilleures du marché international
nisy tsy nety nataon'i lé8 dé izao no vokany ry bazilou=))=))=)) (L'Express Edition n° 3628 du 10-02-2007) Pêche La revue “Que choisir” préfère les crevettes Unima Des lauriers... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 08:08
ratonga ( 09/02/2007 23:31)
tfc / Madagascar
http://www.tfc.info/fr/Actualite/601004/Accueil_premium/2802/Bonus_match_CFA_Madagascar ... tohiny
novalian'i fasaly ny 11/02/2007 09:08
niryna ( 09/02/2007 21:31)
Ny tahotra! Rahoviana isika vao ho sahy hiroso!
Raha jerena eo amin'ny fiainana dia misy fiantraikany amin'ny fiainantsika ny tahotra. Fianarana:noho ny tahotra ho tsy tafita dia tsy maitsy mihezaka mafy,tahotra ny ho gisitra...ho rendrika, Fiara... tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2007 18:42
niryna ( 09/02/2007 20:58)
Tsara ampifantarina ny zava-misy ve ny zaza?
Misy tantara roa marina ireto:namonontena ity rangahy noho ny eloka vitany ka namela ny vadiny sy ny zanany enim-bolana ary dimy taona.Tsy sahy nilaza ny zanany mihitsy ity maty vady na dia fantany a... tohiny
novalian'i tolona ny 06/04/2007 00:37
voaloboka ( 09/02/2007 20:32)
samy mafoka
hena... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2007 21:04
hearty ( 09/02/2007 20:28)
Voavonjy v zay rehetra miangona?
Malaza ho maro kristiana eto amitsika aty Dago Hono hoaho araka ny hevitrareo: Zay rehetra miditra ampengonana , mivavaka isak'alahady , manao asa soa sy activite ao ampengonana v dia azo antoka fa ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2007 01:41
razafy4 ( 09/02/2007 18:09)
Fitiavako Masika ( Ny Ainga )
Mba mitady io tonon - kira io anie azafady raha mba azo atao , misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2007 19:16
Robert ( 09/02/2007 16:48)
Mpanohitra hitambatra
L’opposition saura-t-elle s’unir ? Du côté des tenants du régime, le jeu est clair comme l’eau de roche : passer à la réalisation de son programme de développement après avoir eu la bén... tohiny
novalian'i fijo ny 16/02/2007 22:41
kitjo ( 09/02/2007 16:02)
no comment!
Mbola lavitra kanefa tsy azo hodian-tsy hita... efa mi-decolle izy zany... http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=5115... tohiny
novalian'i jefra ny 12/02/2007 10:10
xxx ( 09/02/2007 15:47)
misy fetrany ve ny fiantana
mba mila vaholana za diso ty lotra ny parents ako indrindra fa ny raiko izy ko nefa otrizany vo haingana ary izy no nanome ahy cadeau (lingerie) za ko rehafa mividy zavatra de mily toro hevitra any am... tohiny
novalian'i tynah ny 25/02/2007 14:00
Ralay ( 09/02/2007 14:00)
Fihaonana @ Filoha Malagasy
Efa fantatsika na hitantsika t@ gazety angamba fa tonga aty Frantsa ny filoha RAVALOMANANA http://www.lexpressmada.com:80/index.php?p=display&id=5108 ka ho antsika izay @iny faritra atsimo atsinana'ny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 17:29
risy ( 09/02/2007 12:54)
mangataka hira oh
mba mangataka ity tononkira kaiamba ity ze misy manana ry zareo ah:vao omaly aho no nitanondrika no lohateny dia misaotra mialoha eh!:D:D:D:D=D=D=D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2007 19:23
xxx ( 09/02/2007 12:07)
Inona izao no fanomezana atolotra refa saint valentin ?
Fa inona oa no mba cadeaux atolotrareo ny olontinareo refa saint valentin otrizao , ny tokony hatao ? sns.... ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2007 01:22
xxx ( 09/02/2007 12:01)
tsy manaiky mitsy nareo lehl raha tsy mihinana fona @ vhv
tsy manaiky mitsy nareo lehl raha tsy mihinana fona @ vhv (rapport), tena tsy alezy ve nareo raha tsy mahazo e! mahagaga!!!,fa inona nefa no tena mahatonga anareo tena mandrirotra anareo ho tia anile ... tohiny
mmimi ( 09/02/2007 10:50)
cancer de cerveau sy ny finday
tena mahavoan'ny cancer de cerveau marina ve ny fampiasa elaela irey finday ireny e? Eo am firy minitra eo no antonony amin'ny faharetan'ny resaka tokony atao? dia mety misy vahaolana ve ho an'ny l... tohiny
novalian'i niryna ny 20/02/2007 05:18
ronaldo09 ( 09/02/2007 10:44)
Pety tsy manantsiny nefa enjehina!
Mampalahelo ihany ny zava-misy eto,enjehina zao i Pety zany hoe atao toy ny manao halambo ny fitadiavana azy ,nefa raha ny zava-misy no atao jery todika dia i Ravalomanana no toy izao dia i Pety no ... tohiny
novalian'i lebatoto ny 17/02/2007 00:17
mpanakiana ( 09/02/2007 10:27)
dress mail
Asa ra azo atao fa mba mangataka fanampiana aminareo aho hoe ra azo atao misy fomba v no azo amonoana ireny adress mail ireny ahy ilay izy fa tsy tiako anoratan'lay ol intsony!! Misaotra mialou... tohiny
novalian'i wooda ny 18/02/2007 02:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8262