cancer de cerveau sy ny finday

1. mmimi ( 09/02/2007 10:50)
tena mahavoan'ny cancer de cerveau marina ve ny fampiasa elaela irey finday ireny e?
Eo am firy minitra eo no antonony amin'ny faharetan'ny resaka tokony atao? dia mety misy vahaolana ve ho an'ny lé oul be resaka ireny ankoatran'ny fanafohezana ny resaka? Merci!
novalian'i niryna ny 20/02/2007 05:18
2. Fiffi ( 09/02/2007 12:20)
heu.....tsy misyfahamarinany mihintsy io na de kely aza .....
Diniho kely fotsiny ange hoe "inona no antony hanilana ny ministera ny fahasalamana eran-tany eh" !
Efa nanao ny fikarohana rehetra zay mety ho konsékansin'ny finday .....fa raha sanatria ka misy zany nahoana no mbola HAMIDY hiany ?
-Halaiko ohatra @ sigara zao an ! ny sigara de fantatra fa mahavoa ny cancer.....de efa manao zay azony hatao ny fanjakana hiadiana @ io mba tsy hifoka intsony ny olona .....hampitombohina lafo be ny vidiny farafahakeliny 5€ ny paquet 1 .....Navoaka ny lalana fa tsy azo hatao intsony ny fifoahana sigara etsy sy eroa.......
Ny finday indray de vao maika miroborobo ny varotra....firy ny olona anaty 10 no tsy manana finday zao ???
3. Zina ( 09/02/2007 15:48)
za ndray dia mino fa manimba cerveau io...Tsy sahy milaza ny marina ny science satria manjary lasa tsy mande ny business... mitovy @ ny micro-onde ihany io...
4. Hubert ( 09/02/2007 15:51)
efa nadré io resak'i mmimi io koh za, de izany no nahatonga ny namoronana ny écouteur na kit main libre ireny, ary ny anti-radiation mba ahoana ary no tena dikan'io ry fiffi?
Ny zavatra misy radio activité dia tadidio fa tsy mety am'vatan'olombelona izay, fa mety maha-voan'ny cancer izay.
Raha diso za de avereno aty amiko e!
5. Fiffi ( 09/02/2007 19:37)
zany hoe naheno aloha zah hoe manimba cerveau le izy raha mihoatra ny "5h/j" fa raha cancer tena mbola tsy naheno an'io zah an !
6. watafon ( 09/02/2007 20:40)
mbo nikaroka ihany aloha za fa mbola tsy misy confirmation loatra e ! ohatran'ny zvt rehetra ihany io refa mihoatra ny tokony ho izy e!
7. fijo ( 09/02/2007 23:06)
efa nisy io resaka io.mpikaroka amerikana no nilaza azy.saingy tsy mbola nisy nanamafy.ka eto no mipetraka ny fanontaniana.
ilay antony tsy nampisy ny fanamafisana io fikarohana io ve:
sao dia ny mpanambola no nanao fanerena tany mba tsy hanamarina izany????mety hisy izay,
sa dia tena tsy nahita izay fahamarinany tokoa ny mpikaroka sasany????
misy resaka vola be ao mantsy ka manahy ihany aho
8. Fiffi ( 10/02/2007 08:34)
fijo: hummmm....tena possible aloha zany an ! ary tena marina mihintsy hoe resaka vola beeeeee ka de asa ?
9. watafon ( 10/02/2007 15:45)
mampieritreritra raha izany k ! d ahoana le illimité raha izany ? hihihi !
10. Fiffi ( 11/02/2007 15:16)
wata: humm......hay tokoa moh misy an'le illimité an ! hihihihi de tsy aiko akia fa zah aloha rehefa hihetsika zay ny androko de tena plus que 5h/j ny phone :-D:-D:-D ka illimité io an ! hihihihi
11. mmimi ( 19/02/2007 13:28)
Fa sarotra kosa anefa anie raha hoe hatao main libre foana ny resaka am tél e! anjary enon'ny rehetra e!
12. niryna ( 20/02/2007 05:18)
Fiffi:

wata: humm......hay tokoa moh misy an'le illimité an ! hihihihi de tsy aiko akia fa zah aloha rehefa hihetsika zay ny androko de tena plus que 5h/j ny phone :-D:-D:-D ka illimité io an ! hihihihi

fiffi a mitovy amiko koa izany indry.Inona foana hoy ny vadiko ny resakareo ao fa tena tsy mety tapitra mihitsy. Rehefa miresaka ny namana aho na firy na firy dia lava be foana:P

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1792