misy fetrany ve ny fiantana

1. xxx ( 09/02/2007 15:47)
mba mila vaholana za diso ty lotra ny parents ako indrindra fa ny raiko izy ko nefa otrizany vo haingana ary izy no nanome ahy cadeau (lingerie) za ko rehafa mividy zavatra de mily toro hevitra any aminy indrindra fa ny mikasika ny vhv ,de efa 2 taona izay no miara matory izahay ! aminy reniko indray anefa tsy mampaninona azy izany fa otrany hoe normal fa na izy ko ary mampihanta ahy , vo nisaraka kely taminy sipako za teo de lasa vo may tiko ny parents ako na manao voyage d 'étude ary zay za tsy mande fa tsy tiko ny hisaratoerana amindry zareo !! izany marina ve le atao hoe fille a papa sa za no manque d 'amour tsy aiko fa na ny manodidina ary manontany tena donc mba mila fanampina de misaotra mialoha
novalian'i tynah ny 25/02/2007 14:00
2. Fiffi ( 09/02/2007 16:04)
mba mila vaholana za diso ty lotra ny parents ako indrindra fa ny raiko
tia loatra ny RAD-nao enao ? misy fahadisoana ve ny fitiavana ny Rad ? :roll:
ny raiko izy ko nefa otrizany vo haingana ary izy no nanome ahy cadeau (lingerie)
ny rainao no mividy lingerie ho anao ? :-w:-w :roll:
za ko rehafa mividy zavatra de mily toro hevitra any aminy indrindra fa ny mikasika ny vhv
nga moa misy olana @ io ? fa indrindra mikasika ny vhv ahoana ? hividy slipo ve ohatra de hanontaniana azy ?
de efa 2 taona izay no miara matory izahay
miara-matory @ iza enao ??? @ rainao ??
Ny hoe tsy te-hisara-toerana aloha heu...ka mba malahelo aza enao koh ! fa iza anefa no tsy malahelo rehefa misy ny fisarahan-toerana ?
3. booboo ( 09/02/2007 16:06)
Dia inona no vie intime-ny rad vanona @ zany 2 taona misy zaza mandry zany lé 8O.

xxx > refa misy voyage d'étude dia ndana mandeha ; refa vacs dia manomana programmes miaraka @ namanao mandeha manao vacances irery ianareo, tsisy rad ; ....dia ndana @ zay matory irery any @ fandrianao, any @ efitranonao manokana, fa tsy handao tampoka zany ny rad-nao no tsisy biby masiaka hihinana anao ao. Matahotra ny ilaozana irery na matahotra ny tsy ho tiana intsony angaha ianao ? :wink:
4. Fiffi ( 09/02/2007 16:08)
booboo:
Dia inona no vie intime-ny rad vanona @ zany 2 taona misy zaza mandry zany lé 8O.
booboo: grave indray zany klé ! ohatran'ny tsy mahatonga saina ahy mahita an'zao ! vavy lehibe efa manana sipa ve de mbola miaraka @ RAINY ? :roll:


5. Fiffi ( 09/02/2007 19:17)
tsy zany ve no hatao hoe "relation incestieuse" ?
6. niryna ( 09/02/2007 21:16)
O ry xxx a miara-matory ahoana,zaza-mandry sa miray amin'ny rainao?Tena zava-misy mantsy io zanaka vavy mandry ny rainy io ary niteraka efatra mihitsy ilay vavy,tsy miantso ny rainy ho dada izy fa antsoiny amin'ny anarany.Sady dada,no dadabe ilay rangahy:twisted:
7. booboo ( 09/02/2007 21:22)
miara midasika fa tsy miray sexuellement ny tian'i xxx tenenina kosa angamba e :lol:
8. xxx ( 09/02/2007 21:45)
non tsisy relation sexuelle izany fa miara matory fotsiny de zay
9. xxx ( 09/02/2007 21:46)
mercii daholo eh !!! fa hihezaka ny hiova
10. simplex ( 09/02/2007 22:38)
k tsy kivy be ve ny sipan'i toi @ zany kle :roll: isaky ny miresaka d dadanay an, neninay an, ^^^^ :lol::lol:

tsisy maharatsy azy akory fa mba hoe tsy aleo ve misara nono @ zay :°) efa lehibe ;-)^:^^:^
11. Fiffi ( 09/02/2007 23:25)
xxx:
non tsisy relation sexuelle izany fa miara matory fotsiny de zay
na izany aza !!!! fa olona firy taona enao no andeha hiara-hatory @ rainao ? @ zay efa manana sipa !!!! inceste zany hoa !


12. andry08 ( 09/02/2007 23:32)
Tena tsy mety izany miara-matory @ ray izany e!
Efa lehibe i xxx dia tsy misara-mandry @ RAR, nanana sipa.Raha aty aminay ianao no monina dia manao inceste ianareo mianaka! Tandremo fa be anie ny olona no tratran'io e! Rehefa efa ela vao mitory ny ray fa tsy tonga saina.
13. fijo ( 10/02/2007 06:19)
tsy fihantana izany fa fanimbana zaza.
14. Fiffi ( 10/02/2007 07:50)
fijo:
tsy fihantana izany fa fanimbana zaza.
marina akia zany ry fijo an !
Fa ny zavatra mahagaga ahy de zao : nandritrin'ny 2 taona zany le RAD de tsy afaka ....satria misy zazabe eo ampovoany ? :roll: de mba ahoana zany fiainan'ny mpivady mandritrin'ny 2 taona voahelingelina be zany klé ! (ohatran'ny tsy mino an'le tantara aloha zah an )


15. vale ( 10/02/2007 15:05)
ohatran'ny bluff koa ty ttara ty amiko...:roll::-@
16. xxx ( 10/02/2007 19:40)
f'hita fa mpanadala olona fotsiny!
17. Fiffi ( 11/02/2007 10:27)
zah aloha tena tsy mino an'io tantara io eh ! taiza no mbola nisy RAD manaiky an'zany hoe ny zanany vavy lehibe zao !! efa manana sia de mbola hatory miaraka @ rainy ??? de inona fotsiny zany no manjoa ny reniny ? de ny rainy koh ? hehehehe aza mi-exazy kosa ry xxx fa raha tena nandalina an'le resaka zah de ça ne tiens pas debout !!
18. koralie ( 11/02/2007 12:01)
tena misy izany ry reto a! zà efa nahita ary tena miafara @ izay tokoa anie lé relation-n'lé rainy sy lé zanany vavy e! tena bevohoka lé zanany vavy d mody hoe bevohokan'ny sipany hono d tsy te-ho afa-baraka ny RAD d aleo esorina; d na ny nitondra an'lé sipa nanao IVG aza d mbola lé papany ihany. Maharikoriko!! sao d mba any @ papanao ary enao no manala ny tsy hitanao @ sipanao intsony!!!
19. Fiffi ( 11/02/2007 15:29)
koralie:
tena misy izany ry reto a! zà efa nahita ary tena miafara @ izay tokoa anie lé relation-n'lé rainy sy lé zanany vavy e! tena bevohoka lé zanany vavy d mody hoe bevohokan'ny sipany hono d tsy te-ho afa-baraka ny RAD d aleo esorina;
ka zany ve moa tsy hihafara @ zany ? sady vavy efa lehibe efa manana sipa zany tsssss !


20. vale ( 11/02/2007 19:59)
@zay ny papany no mividy ny lingeries-ny:-D:-D:roll:, de ahoana izany ny mamany tsy miara-matory @ vadiny izany ve? tena tsy azoko ity resaka ity, hazavao kely misy2 hoe ry xxx a :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6504