misy fetrany ve ny fiantana
21. Fiffi
(
11/02/2007 21:22)
hummm.....misy raha ao raha ny rainy zany no mividy lingerie ho azy an ! anjekaky ooo :{:{:{
22. xxx
(
12/02/2007 09:58)
nareo kosa eh hevitra no ilaiko de otrany hoe kihana no azoko tsy fidiny ahy ange no otrizany eh !ra nareo no eo aminy toerako de ahona !de le hoe misy zavatra ve entre za sy dadanay je peux juré ke non tsisy n 'inoninona .De nahita ko za hoe mon histoire ne tient pas debout bon rehefa tsy mino mo nareo ataoko ahona nena hevitra no ilaiko de zay !!!!satry avant les 2 taona niarahako natory t@ raiko depuis ke bevoka ny zandriko i neninay no efa tsy niray fandrina intsony ry zareo donc ça fait 5 taona eo ho eo ,de izay fiainany any tsy aiko neninay indraindray tsy miasa dadanay mody rehefa atoandro zay mianatra tsy mody @ atoandro @hariva indray ny zandriko mbola kely de matory alo za manao dance de mody @9H trois fois par semaine mety manana vie ihany ry zareo fa tsy aiko( relation) de ny zavatra mba angatahako aza manisy kihana fa za tena mila fanampina mecciii:cry:
23. booboo
(
12/02/2007 10:35)
-re- ndana @ zay matory irery any @ fandrianao fa tsy anao io fa an'i dada sy neninao. Na miara-matory zareo na tsia, tsy anao io !
-tsy fidiny ahoana kounkou ? nisy nanery angaha ianao hoe ndana miara-matory @ dadanao ? non !! donky.....
-re-ndana manao vacances irery @ zay refa any irery ianao mianatra hoe tsy mampiova ny fitiavanao ny rad-nao kay na misara-toerana ara nareo
Farany, raha tsy diso, efa notapahina efa ela t@ enao vao latsaka ny tadim-poitra nampiraikitra anao t@ reninao, donky........

24. Fiffi
(
13/02/2007 09:08)
tsy fidiny ahoana koh zany ? raha misy ny fanajanao ny RAD-nao de aleo ry zareo hiara-hatory fa tsy enao no andeha hiaraka hatory @ rainao...
Marina mihintsy ireo voalazandry ireo akia booboo an ! Imaginéo hoe fantatrin'ny namanao hoe miara-matory @ rainao enao ...hummm...de asa fotsiny angamba !
Marina mihintsy ireo voalazandry ireo akia booboo an ! Imaginéo hoe fantatrin'ny namanao hoe miara-matory @ rainao enao ...hummm...de asa fotsiny angamba !
29. tisera
(
16/02/2007 16:39)
tena tsy mba fihantana intsony izany olon-dehibe miray fandriana @ rainy izany kah ! na madio saina aza ny zaza mety hitondra fakam-panahy sy sain-dratsy ho an'ilay rain-jaza ka tsssss.... mahagaga hoa ny olona é!:roll::twisted:
30. sakaizakely
(
17/02/2007 17:30)
Eeeeeeeeee ! Inna koa izany resabe izany ?
1° ve baina sy bofinareo tsy miray fandriana intsony depuis 5 ans ? Dia aiza ny besoins n'izy mitsam am'zany ? Mazava ho azy fa tsy maintsy miantefa amin'olonkafa rehefa tsy mety ny vady andefimandry
2° Ity miara-matory amin'i baina ity tsy fihantana intsony amin'ny taonanao toy izao fa fa tsy fahamatorana ary vao maika manembatsembana ny relation tokony hisy amin'izy mivady.
3° Baina ve no mividy slipo sy soutien dia mahafaly anao ? Vendrana be koa izany baina izany, mety tsy salama saina 8-)
4° Ny adidin'ny RaD dia mampianatra ny ankizy hahaleo tena fa tsy mampirisika azy hanarabody an'i Dada sy Mama mandrampahafaty. Matoa manao izany izy dia misy zavatra tsy mety ao amin'ny sainy. Manatona psy nareo mianakavy.

31. sakaizakely
(
17/02/2007 17:35)
xxx:
ra nareo no eo aminy toerako de ahona !
ra za ny @ toeranao dia menatra aho ary androany dia androany dia matory irery ao ampandrianako aho fa vita atreo ny manao dodo miaraka am dada
Grandis un peu, oul efa mandasipa izany ko
33. xxx
(
18/02/2007 13:21)
tsy masaka zany ry reto a!aiza ka misy sipa efa mahalala lehilahy ka hiaraka hatory aminy baine zany raha izah inao de aleko matory irery fa ho vovely ao ihany ianao farany na dia tsy anio aza fa atsihoatsy
34. Fiffi
(
18/02/2007 15:08)
donky: mino zah fa mazava tsara ho an'i xxx ireo valin'ny namana rehetra ireo........donky! matoria irery @ zany ! zany zanak'i dada zany an ! efa lehibe enao sady efa manana sipa !
35. sakaizakely
(
19/02/2007 10:51)
ary mino aho fa fantany tsara fa tsy mety ny ataony matoa izy manao xxx satria mahina ka !
Fa ny tsy azoko le hoe tsy niaramatory intsony baina sy bofy nony bevohoka le zandry ... :roll: :roll: :roll: sa ve le mama no miara-matory aminy ? hiarovana azy amin'iza ???
f'iza no nabevohoka azy ? firy taona zany zandry zany ? dia i xxx firy taona ?
Be resaka tsy mazavazava ato izany, mahalasa saina mikasika ny fahasalamana arantsaina (équilibre psychologique).
Tsisy maharatsy ny fifankatiavana rad sy zanaka. Fa ny an'i xxx toa lasa handicap social ilay izy, tsy ahafahany manana vie sociale ho azy manokana miara amin'ny namana mitovy taona aminy fa mitady ho tompoina eo akaikin'i dada sy mama foana. Mampanahy ny ho avinao izany an :?:

36. Fiffi
(
19/02/2007 15:08)
zah akia sakaizakely tsy mino an'io tantara io an !
Imaginéo kely ange raha eto frantsa misy ankizy miara-matory @ rainy zany.....inona no mitranga ??? Indreny fa tonga ny assistante sociale ary hapetraka @ famille d'acceuil indray le zaza ....
Raha aty no misy an'zany de zavatra hafa be mihintsy ny dikany fa tsy misy resaka fitiavana RAD na zanaka zany fa.........

37. tisera
(
20/02/2007 09:51)
mba hoe dinika hampandriana adrisa antsika rehetra eto ve ry fiffi? fa raha tena misy dia mahamoafady mihitsy aloha é!:evil: ka ny assistante sociale sns ange tsy afaka mi-intervenir raha tsy efa nampahafantarina hoe misy an'izao situation izao é! sinon dia izay ataon'i dada sy ny zanzak'i dada ao dia mety daholo satria i neny koa etsy andaniny jamba be tsy mba mamepetra ny tokony hatao fa dia avela ho baranahiny ao fotsiny ! :^):^)
38. tynah
(
25/02/2007 14:00)
zao ry xxx ah: mampisy elanelany ny RAR nao ianao , ianao tokony hanambatra azy ireo indray no toa manasaraka azy. firy ny zandrinao ? ary angaha tsy mba miteny anao ny RARnao hoe tokony tsy hiara hatory ianareo? fa maninona ny mamanao no tsy mahateny anao? ary ahoana koa no ianao irery no hividianany lingerie? za aloha menatra raha papanay no manome lingerie ho ahy eh!d aona hoy mamanareo tam ianao nomeny ilay lingerie?:?::?::?::-w:-w:-w