Liste des messages
Liste des messages, inserés par tynah, par ordre de date
tynah
(
13/12/2007 19:00)
Fandefasana entana any Dago.
Hono hoy aho ry zareo ah!!! fety ity ny andro mba faniriana mafy ny handefa zavatra any an-tanin-drazana ka aiza no tokony aleha na tokony hatao . Sao dia mba misy mahalala olona . Amin'ilay tsy dia l...
suite
répondu par fahamarinana le 17/07/2006 19:22
tynah
(
12/12/2007 19:55)
Voyance
Avy amin'inona ny voyance? avy amin'ny herin'Andriamanitra sa herin'ny inona? Misy mantsy toa manonona ny anaran'Andriamanitra , misy koa miantso an'i satana nefa dia maro tokoa ny manao azy io .
Ana...
suite
répondu par raozyfotsy le 21/12/2007 09:22
tynah
(
16/08/2007 20:15)
lavitry ny maso, ...
Aminareo, lavitry ny maso v lavitry ny fo?
Amiko toa vao maika akaiky ny fo koh!
Mba omeo hoe ny hevitrareo?:-*:-*:-*
Ilay ol aloha tsy hoe vao hita vao I volana na 2volana an! fa aman-taonany....
suite
répondu par Falyfona le 04/06/2008 16:50
tynah
(
03/05/2007 20:25)
Carte hiantsoana any Dago
salama doly oh!
Niantso Dago zah androany d 75mn ."World Talk" no anaran'ilay carte ary io no mba hitako tsara indrindra hatram zay, sao nareo mba mahita tsaratsara kokoa noho io?:-*...
suite
répondu par bidagda le 12/05/2007 14:37
tynah
(
14/04/2007 20:34)
Fitaizana vatana
Samala daoly an! raha te hitaiza vatana d inona no tokony hatao fa zah mitady hatavy? refa mihazakazaka zah d henoko mavesatra b ao aorianako ao. Misaotra mialoha anareo.:-*...
suite
répondu par nathie86 le 19/04/2007 08:08
tynah
(
04/04/2007 20:49)
Zavatra tsy mazava.
D faly miarahaba anareo rehetra.Tam 4 volana lasa zay d nifampikasoka ny kihoko (tanana) sy ny tanan'ny zandriko d samy nahatsapa zahay roa vavy fa samy lanin'ny courant. Afaka andro vitsivitsy taty a...
suite
répondu par sympa le 13/05/2007 23:20
tynah
(
20/02/2007 20:17)
In no tokony hataoko?
Za matetika manofy mi crak crak d avy eo marary be ny kiboko ary tena tsy tantiko mintsy. ny olon-tiko mantsy tena lavitra be ahy :cry:d zay hainareo angamba ny tiko lazaina ka in no tokony hataoko re...
suite
répondu par tynah le 25/02/2007 15:27
