lavitry ny maso, ...

1. tynah ( 16/08/2007 20:15)
Aminareo, lavitry ny maso v lavitry ny fo?
Amiko toa vao maika akaiky ny fo koh!
Mba omeo hoe ny hevitrareo?:-*:-*:-*
Ilay ol aloha tsy hoe vao hita vao I volana na 2volana an! fa aman-taonany.
novalian'i Falyfona ny 04/06/2008 16:50
2. fasaly ( 16/08/2007 20:24)
zà aloha dia tena mino an'io tanteraka e!
am vlou iny fotsiny no malahelo be fa mandalo ny fotoana sy ny ora ary ny andro volana fa hadino , ary mifanadino...tsy haiko aloha e! fa mino aho fa lavitry ny fo refa lavitry ny maso fa rehefa miaoana ndray de lasa akaiky be ny fo tsy misy otrzany:-P(l)
3. dongadonga ( 16/08/2007 20:34)
raha mifampiantso @ phone sy misera2 mety mifanakaiky ihany ny(l)an:-D:-D
4. fasaly ( 16/08/2007 21:14)
izay aloha e! raha isan'andro de tsy ho lavitry ny fo izany fa vao tapaka mitsy ny contact de bye bye!
5. xxx ( 16/08/2007 21:26)
tsy eo aminareo mantsy lay toerana an! ny ahy 7ans zahay no niaraka ary zao nifanalavitra fa d miresaka fona isan'andro fa d lay fitiavana d vao maika ngoda be eh!!!
6. lembelo ( 16/08/2007 21:51)
Tsy dia mety loatra amiko ilay lavitry ny maso ela loatra (ilay aman-taonany). Na atao aza hoe mahery sy madio ny fitiavana, rehefa avy eo samy manana ny fombafombam-piainany sy ny fahazarany, sady toa tsy hay animbinana intsony ilay fahafahana sy fahaleovantenanao fony hianao nipetra-drery. Dia rehefa avy eo manao fitiavana "clignotant" :miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-
7. athina ( 16/08/2007 21:56)
lavitrin'ny maso akaiky ny fo ra tena mifankatia sy mifampatoky 8)
8. booboo ( 16/08/2007 22:40)
xxx > koay lé ! 7 taona !! dia inona lay raha mbola "iarahanareo" nefa misara-toerana ? sady tsy miara-matory no tsy miara-misakafo no tsy miray ara-nofo sns...:^):^)

Zà miombon-kevitra @ Lembelo
Tsy dia mety loatra amiko ilay lavitry ny maso ela loatra (ilay aman-taonany). Na atao aza hoe mahery sy madio ny fitiavana, rehefa avy eo samy manana ny fombafombam-piainany sy ny fahazarany, sady toa tsy hay animbinana intsony ilay fahafahana sy fahaleovantenanao fony hianao nipetra-drery. Dia rehefa avy eo manao fitiavana "clignotant" :miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-
9. Kwasi ( 16/08/2007 23:47)
Izaho mino. Fa ilay izy zany mila kolokoloina e, indrindra @ izao efa mihamora izao ny serasera.
10. imeva ( 17/08/2007 04:07)
Izaho indray tsy mino fa mba efa betsaka ihany izay tantara efa reko izay.
11. fasaly ( 17/08/2007 05:32)
xxx:

tsy eo aminareo mantsy lay toerana an! ny ahy 7ans zahay no niaraka ary zao nifanalavitra fa d miresaka fona isan'andro fa d lay fitiavana d vao maika ngoda be eh!!!


fa anagah kosa nisy contre an'izany ry xxx????raha mifanalavitra ka misy contact isan'andro hoy izahay dia tsy ho lavitry ny fo fa vao tsy misy contact de hadino eny;..ary tena marna zany....na de hataoko hoe un mois aza tsy misy contact miitsy na fone na chat defa .....


12. fasaly ( 17/08/2007 05:34)
imeva:

Izaho indray tsy mino fa mba efa betsaka ihany izay tantara efa reko izay.


zà kou alpi tsu mino e! vao tafasaraka plus de 3 ans izany tsy maintsy misy raika mi krak ao de hoe aleo adaboka fa mifanalavitra loatra itsika indrindra fa zara raha misy ny contact....mè bon! courage ho anzé misara toerana e!:wink::-*


13. Angolaina ( 17/08/2007 06:55)
lembelo:

Tsy dia mety loatra amiko ilay lavitry ny maso ela loatra (ilay aman-taonany). Na atao aza hoe mahery sy madio ny fitiavana, rehefa avy eo samy manana ny fombafombam-piainany sy ny fahazarany, sady toa tsy hay animbinana intsony ilay fahafahana sy fahaleovantenanao fony hianao nipetra-drery. Dia rehefa avy eo manao fitiavana "clignotant" :miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-miady-miombona-

tena marina mitsy zany fa tsy tsara io fitiavana "clignotant" io fa sady manimba saina no mandany fotoana fotsiny !!!

14. kally ( 17/08/2007 07:39)
Raha ela loatra tsy mety fa ho rava ho azy ihany satria tsy misy zavatra iarahanareo sy ifampizaranareo intsony.Dia manjary na isaky ny miresaka aza ianareo dia lasa ny omaly ihany no ho androany ka hisy ho leo ny farany.
15. sakaizakely ( 17/08/2007 08:08)
amantaonany zany d'efa naman'ny bye bye zany kou.

Inn klou no andrasanareo e ? Fianarana vita sa hahazo loto sa inn ?

Misaratoerana ela izany, samy mivoatra ny tsirairay manaraka izay lalany. Rehefa mifankahita iny dia tsapanao fa tsy miady intsony ny piesy. Ny iraika te hiankavia, ny iraika te hanintsy lalana. Sssssssssss

Resabe zany hoe mbola hiaraka zany indray. Za tsy mino :^):^):^)
16. Angolaina ( 17/08/2007 09:09)
Fa maninona nefa raha atao izay ifanakaikezana e? raha tena ao ilay fitiavana tsy maintsy hita foana ny vahaolana hampifanakaiky sady tsy tsara loatra koa ange zany mpifankatia misara-toerana ela loatra izany fa ny ela ange hono maharay roa e! sady rehefa tafaraka zany dia hiverina hifankahalala indray de inona izany fa tsy very fotsiny ilay fotoana teo aloha ?
17. Kwasi ( 17/08/2007 11:27)
Aleo zany atao hoe misy limite ilay izy e. Dia io limite io arakaraky ny tsirairay. Izaho aloha mino raha mbola ao anatin'ny 1 taona. 2 taona sy tapany efa mampisalasala. 3 taona indray dia efa tsy mino intsony aho.

Nefa indray aloha ilay izy ve hoe raha vao mba manao RS kely ianao dia efa vrai ilay hoe L.m.L.f. sa hoe rehfa tena mangatsiaka na misaraka mihitsy. Raha @ io famaritana io indray manko dia mino aho fa misy mahavita 3 na 4 taona.
18. dongadonga ( 18/08/2007 14:01)
19. mabloo ( 19/08/2007 08:43)
tynah: marina ny anao fa ny lavitry ny maso akaikin'ny fo e!
bon courage e!
20. Kwasi ( 20/08/2007 01:06)
[quote=dongadonga]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0628