Fandefasana entana any Dago.

1. fahamarinana ( 17/07/2006 19:22)
:arrow:jereo eto:

http://transport.madachange.com (l)
2. tynah ( 13/12/2007 19:00)
Hono hoy aho ry zareo ah!!! fety ity ny andro mba faniriana mafy ny handefa zavatra any an-tanin-drazana ka aiza no tokony aleha na tokony hatao . Sao dia mba misy mahalala olona . Amin'ilay tsy dia lafo an! tsy lafo moa zany eh !!!
Dia misaotra mialoha.:-*
3. diamondra27 ( 14/12/2007 07:03)
tsy aleo v mandefa vola de ze hanaovany azy any


mividy vorontsiloza be izy @zay , hummmmmm
4. belaza ( 14/12/2007 21:53)
diamondra27:

tsy aleo v mandefa vola de ze hanaovany azy any


mividy vorontsiloza be izy @zay , hummmmmm

toy izay mandefa zavatra hanaovany piasany paôsitr:evil:a fety


5. miantra ( 14/12/2007 21:54)
Raha ao Paris na ao amin'ny région parisienne no misy anao dia misy ilay madachange, tsy lavitra ny boulevard BOnne nouvelle iny no misy azy raha tsy diso ny fitadidiko. Azo atao koa ny mandefa vola.
Ka jereo ihany sao misy mahasoa.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1662