Hono hoy aho ry zareo ah!!! fety ity ny andro mba faniriana mafy ny handefa zavatra any an-tanin-drazana ka aiza no tokony aleha na tokony hatao . Sao dia mba misy mahalala olona . Amin'ilay tsy dia lafo an! tsy lafo moa zany eh !!!
Dia misaotra mialoha.:-*
Raha ao Paris na ao amin'ny région parisienne no misy anao dia misy ilay madachange, tsy lavitra ny boulevard BOnne nouvelle iny no misy azy raha tsy diso ny fitadidiko. Azo atao koa ny mandefa vola.
Ka jereo ihany sao misy mahasoa.