Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Stretch ( 11/02/2007 18:53)
Alarobia tsy hiverina .
Inona no azo atao ra tsy manana sipa am laroby. :miam: :miam: v :snif: :snif: v o^o o^o v :-w :-w v... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/02/2007 19:03
josvoh ( 11/02/2007 14:12)
Tsy mitovy ny fisain'ny ray aman-dreny sy ny zanaka
21 toana ilay lahimantoa,18 toana ilay fahevo ary 14 ilay faralahy!Ilay zokiny roalahy miaraka @ mpirahavavy izay zokiny 3 toana dia efa manana janaka avy izy roa!Ilay zokiny tapa-kevitra fa hanamba... tohiny
novalian'i josvoh ny 07/03/2007 15:38
petah ( 11/02/2007 12:39)
MARION the "BEST"
salut! tt le monde moi c Petah, et je suis une fervente fan de notre chanteur de RnB malgache, je kiff trop ses oeuvres et je voudrais le féliciter d'avoir apporter ce style musical chez nous, c v... tohiny
novalian'i petah ny 14/02/2007 10:57
kitjo ( 11/02/2007 09:25)
Bazylou,ronaldo et Cie: Fangatahana!
Mba mangataka anareo aho,mety mila ezaka kely, fa mba tsy iafio kely e! mba milaza zavatra "positif" kely ao @ tanAna nataon' ny Fitondrana raha mba mahita ianareo...na dia keeeeeeeely fts aza! Efa... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 27/02/2007 07:12
niryna ( 11/02/2007 08:22)
Ahoana no misalasala ianao ry kely finoana?
Vokatry ny tsy finoana dia misy fanontaniana mipetra miverimberina omen'ny olona ity.Mba azonareo ho hazavaina ve ? 1- Ahoana no hamalian'Atra ireo izay tsy manaraka azy? 2-Ahoana no nahatongavan'ny... tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2007 23:21
Fiffi ( 11/02/2007 07:57)
Mofo gasy , Ramanonaka , Menakely....
Ireo ry zareo misy recette fanaovana mofo gasy , menakely , ramanonaka .....sao de mba misy te hanandrana.....de mazotoa daholo . http://tattum.canalblog.com/archives/2006/09/29/2791204.html te-hana... tohiny
novalian'i rainiboto ny 07/04/2007 14:10
xxx ( 10/02/2007 22:05)
erection/ejaculation
mba azavao ahy oe ry reto ny hoe erection sy ny ejaculation??? misaotra... tohiny
novalian'i lektsolo ny 16/02/2007 17:30
bazylou ( 10/02/2007 17:40)
mbola pma
ihany aloha hatramin'izao e!! ilay raika lahy atsy aza niteny hoe 25 taona vao ho afaka e!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 08:07
bazylou ( 10/02/2007 17:23)
tana sous les eaux
10000 traboina ao tana fotsiny, le8 ilaozany mano tour du monde, ilay pm lasa nanenjika an'i pety sy rola ratsiraka,,ny lalana nozitiana efa nataon'ny rano najifa teo,......mahagag ihany ka... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 15:48
bazylou ( 10/02/2007 16:41)
ary ahoana no fadehan'ireo gasy
ao maorisy nomen'ny fanjakana gasy garantie ( 1 na 2 taona izay), hiasa amin'ny karana mpanao export nefa tsy mbola nahazo karama hatramin'izao?? ... tohiny
novalian'i niryna ny 07/03/2007 06:14
bazylou ( 10/02/2007 16:39)
ary sao dia mba
gvt de transitionindray ary io ao Madagasikara io??? satria raha teto an tany aloha dia tsy nisy firenena nandroso rehefa entin'ny miaramila e!! ... tohiny
novalian'i Stretch ny 13/02/2007 22:44
aimelisa ( 10/02/2007 16:33)
SARO-PIARO Hiran'i POOPY
Manao ahoana daholo nareo e! Mba andefaso dikan'ilay hiran'i POOPY hoe "saro-piaro" iny ré izaho raha mba misy manana any hoa ny fa dé tena tiko loatra izy iny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 15:10
xxx ( 10/02/2007 16:30)
hono ho'aho
akory aby o, hono ho'aho r'ireto, aminlay hiran'ny Mahaleo "zanako vavy",inona marina ny farany hoe:"...raha misy maha-ory izy aminzay no antsoy" sa "...raha misy maha-ory zany izahay no antsoy"? misa... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2007 10:48
zolovemitia ( 10/02/2007 15:58)
fangatahana hira
Manaona daolo e!!! Za mba te hahazo tonokira alefanareo any @ email nefa tsy mahazo mitsy kanefa betsaka ny hira izay tadiaviko @zao.Misaotra betsaka o!!! VELOMA DAOLO.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/02/2007 17:50
xxx ( 10/02/2007 13:28)
matotra lotra le olotiko,za nefa mbola tsy nahita fiainana
Hitako diso matotra lotra le olotiko nefa za dia mbola te-hanala azy eo amin'ny fahatanorako,(tsy hoe te-hanala azy manao ahoana) zany hoe za aloha mbola tsy nahita fiainana firy teo amin'ny fahatano... tohiny
novalian'i nomenaj ny 01/03/2007 15:52
ravaka2007 ( 10/02/2007 13:13)
Angataka tonon-kira
Saika mba angataka ilay hira Solika: Hasambaran'olon-droa. Misaotra mialoha: dia mba alefaso @ ity mail ity: ravaka-sariaka@hotmail.com Merci Ravaka... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 15:08
yandyllan ( 10/02/2007 10:51)
ny fetin'ny mpifakatia
tsara ny fisian'ny fetin'ny pifakatia ho an'ny rehetra indrindra fa ho any tanora zay tena ao anatiny fitiavana be tokoa sa ahona?:*... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 21:19
yandyllan ( 10/02/2007 10:44)
manaona nareo
manona daholo nareo! zah reto namanareo vaovao a!faly ve nareo? 8)... tohiny
novalian'i hajarivo7 ny 02/04/2007 10:03
remy ( 10/02/2007 09:43)
La nouvelle façade de Jobily Weber suivant NRJ Mr, Gibrule.
C'est avec un très grand plaisir de connaître un groupe Rock Malgache avec un son agréable et une voix qui déchire. par conséquent, on ne manquerait pas de vos recommander à nos partenaire. www... tohiny
novalian'i remy ny 15/02/2007 13:59
Ass ( 10/02/2007 07:49)
Merci pour votre aide
Misaotra an'ireo namana nanoro hevitra mikasika ilay olana napetrako. Nisy nanontany moa hoe sao de PD ela. Laviko avy hatrany io satria tsy any mintsy ny olana. Mety diso kely koa angamba ny filazako... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 10:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.9257