ary sao dia mba

1. bazylou ( 10/02/2007 16:39)
gvt de transitionindray ary io ao Madagasikara io???
satria raha teto an tany aloha dia tsy nisy firenena nandroso rehefa entin'ny miaramila e!!
novalian'i Stretch ny 13/02/2007 22:44
2. vancleef ( 11/02/2007 05:53)
ary De Gaulle nga tsy jeneraly ?
ary Eisenhower nga tsy jeneraly ?
France sy USA izany tsy tany mandroso ?
3. Fiffi ( 11/02/2007 08:05)
zah mba gaga....mila mamerina mihanatra angamba aloha....
4. kitjo ( 11/02/2007 09:23)
aza dia mivaky loha lotra amzao rehetra zao ry bazylou fa harary eo ny farany an!

aleo aloha izy hiasa dia hitantsika eo na mandroso na mihemotra i Madagasikara....
5. Bakobako2 ( 11/02/2007 13:55)
Za lo malahelo iany oe . lasa fitondrana fanaovana stage fotsiny ny fitondrana malagasy.
Ka na ho any na tsy ho any de manandrana daôly zao retra zao.
Nefa efa hita fa tena efa any arina be tsika miôtra ny fandroson'ny ol.
Malahelo fotsiny ny azo atao , tsy misy ny competent.
fa de miandry ny rariny. . .
6. xxx ( 11/02/2007 17:59)
Ra8 koa ve manao stage? Fa izy aloha tsy mandray bourse fa mianto-tena e! Dia afaka manao izay tiany izy izany. Avelao izy mba hirevy miaraka amin'ny marasily.
7. Robert ( 11/02/2007 19:55)
Bako2>Misy marina ny lazainao, nefa de Ra-8 aloha ny mba azo antenaina @ ireo mpanao stage rehetra milatsaka t@ fifidianana farany teo...

Indrisy fa de miandry ny mandat manaraka indray eeee
8. bazylou ( 11/02/2007 22:35)
hafa ny 2e sy ny 1er GM ry zareo!! isika tsy nety nandroso satria firenena tsy mba niady mihitsy fa nanaiky ny ho andevozin'ny olona fotsiny!
9. kitjo ( 12/02/2007 09:43)
mbo lava koa zany stage ao Dago zany raha mandat 2 an!

Bakobako> mba misy efa noharintsika kely fts e...aleo fa mikisaka mora eo ihany isika tsara nohon' ny mihemotra e...
nefa mety tonga d hiainga be koa tsy hay an!

LAeo andeha hotazanina eee
10. Bakobako2 ( 12/02/2007 21:11)
Fanoarana ny ahy le oe stage , fa atao azonareo ny tiko atongavana.

Za sady tsy mpomba ny atsy na ny aroa , satria tsy any tanana a,
fa mba satriko aza mba hisondrotra i Gasikara ,miaina aty am fandrosoana avo lenta a de zay no nahatonga a nalahelo oe .
Dia tsy misy malagasy iray v afaka hametraka ,
ny infrastructure sy ny strategie hirosoana.
Tsy vitsy ny malagasy manam-pahaizana fa ity fifamelezana an toerana sy tsy maty vôlavo ankibo ty no tena tsy mampandé an'io.
11. bazylou ( 12/02/2007 23:55)
marina ny anao ry bakobako2, indrisy fa tsy misy hafat sy ny hifamely no takatrin'ny mpitondra sy ny hoentina ao an tananae!!
12. besoiiin ( 13/02/2007 20:50)
bazyl: :D toa mba mahita ny singambolo eo @ endriky ny sasany ingahy kanefa ny vatakazobe miantona eo @ oroningahy ary tsy hitaningahy???? tsy ny mpitondra sy ny hoentina aty @ tanana ihany akory no tsy mahatakatra afatsy ny hifamely araka ny lazain'ingahy, fa ingahy io indrindra no voaloany manana izany toetra faly hamely sy hanenjika izany.. koa mba mieritrereta iany razoky aaaaa, aza d mitsara tena fa mba avadio impito alou ny lela vao miteny fa toa manjary araky ny olona we lany fika nareo ka ny tonta iany no avadibadika, ary mba manakara zavatra afa fa tsy faly hamely andra8 sy ny fitondrana fotsiny ingahy e! sa v ny mpitondra sy ny oentina aty @ tanana iany no tsy mahatakatra afatsy ny mifamely? raha izany aza d mamelively sy manenjinenjika olona eto intsony ingahy fa sao lazain'ny olona fa tsy mahatakajavatra eo kou:-D:-D:-D
13. Stretch ( 13/02/2007 22:44)
:twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0645