Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ikalakintina ( 14/02/2007 12:02)
lalatiana
aiza ry reto no mba mety ahitana le album n i lalatiana vaovao navoakany tam octobre iny mba valio e?misotra... tohiny
andrea ( 14/02/2007 11:08)
ANTI-STVALENTIN .... (mpifakatia s'abstenir ... )
ho ani'zay leo .. aleo indray mba ovaina ho fetin'ny tsy mpifakatia sa ahoana hoy ianareo ? [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i fasaly ny 21/02/2007 12:10
hery ( 14/02/2007 10:53)
Maria o, mba tantano ny dianay,
Sao mba misy manana an'io tononkiram-pivavahana io kay azafady fa ilaina maimaika ihany? Misy hoe Ry Maria o, mba tantano ny dianay .... re, fa zanakao zahay etc... Misaotra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 17:23
andrea ( 14/02/2007 10:21)
fanontaniana kely
bjr, efa fantatro fa efa nandalo ilay fanontaniana fa tsy arako ny valiny.. ahoana ny atao raha manana fichier jpg de tiana apetraka eto amin'ny forum? ... tohiny
novalian'i hery ny 14/02/2007 10:29
miranto ( 14/02/2007 09:55)
mitady tononkirany VHF
Mba mangataka ny tononkira ny VHF izay manana Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 07:47
Fiffi ( 14/02/2007 09:17)
Naiditra am-ponja vonjy maika ry Kambana Metal .
Naiditra am-ponja vonjy maika omaly i R.H sy R. J noho ny resaka tsy fandoavana volan’olona. Tsy iza ireo fa izy roa lahy mpihira ao amin’ny Kambana Metal. Ny mpikarakara azy ireo (producteur) n... tohiny
novalian'i pimaso ny 02/03/2007 12:26
hafaliana ( 14/02/2007 09:04)
Omeo azy ny hafatra
Ty ndray ry reto ny tolotra St Valentin a. Msg kely mampihetsi-po anazy vo vorainy. azonareo jerena ao @ www.hafaliana.fr.tc atao copie kolé kely fotsiny raha ohatra hoe tinareo atao cyber cartes.:-*... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/02/2007 23:24
nyeja ( 14/02/2007 07:38)
Antsan'ny fitiavana
"Antsan'ny Fitiavana" fankalazana ny faha 20 taona nanoratan'Ny Eja .Hiantsa tononkalo Ny Eja dia ravahan'i Tovo J'hay, Do Rajohnson, Onja sy Roxanne pazzapa4,JTM, hira sy angola mambabo fitia hat... tohiny
novalian'i Ryana ny 25/02/2007 16:28
bozycate ( 14/02/2007 06:42)
Satria tiako
Sao dia mba misy manana ny tonon'ilay hira satria tiako an'i Bodo iny. Tsy haiko aloha raha io no tena lohateniny fa ilay misy hoe Efa fantatrao angamba.... satria tiako ianao, ka ny aminao rehetra z... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 10:44
soanja ( 14/02/2007 04:13)
Tena tsy nampoiziko.
Tena variana de variana ny tenako mamaky ny tantaran'ny razantsika fa de sanatria ve ka nihinam-paty ny razantsika tamin'izany fotoana izany. Azafady izay mahalala mba omeo fanazavana kely re. ... tohiny
novalian'i bazylou ny 07/05/2007 21:45
Lalah ( 14/02/2007 00:52)
ahoana indray ity, mba tsy rariny
http://www.dailymotion.com/visited/search/I%2Bwill%2Bsurvive/video/xhou1_i-will-survive-by-jesus-christ Ahoana indray io, mba tafahoatra loatra ny sangin ireto Amerikanina reto, Jesoa avy ve dia atao... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/02/2007 06:28
xxx ( 13/02/2007 23:46)
tia manao virtuel
salut daholo loza ry reto fa mba ampio zah ,fa le malalako de isak hariva;de ny hanao eo amin ordi fona satria zay moa mifanalavitra be ny toerana misy anay:lasa mandainga ndraindray oe manao ze tenen... tohiny
novalian'i andouh ny 28/02/2007 13:56
Stretch ( 13/02/2007 22:45)
nankaiza i sitlo ? ? ?
:?:... tohiny
novalian'i Stretch ny 25/02/2007 12:32
kiadi ( 13/02/2007 22:14)
bluetooth
manaona oh ni-installer bluetooth tamin'ny odri zah fa saika hi-tellechager fichier ao anaty telefone portable-ko (sary sy video)ho ao amin'ny ordi de tsy aiko ilay manao transfert! mba mitady hevitr... tohiny
novalian'i kiadi ny 15/02/2007 22:35
Stretch ( 13/02/2007 19:39)
Ski.
Ghana sy Senegal any am championnat du monde, eliminé fa petite nation. Ny tena nampanotany tena ahy hoe fa anga any amreo firenena ireo misy station na ski ? ? ... tohiny
novalian'i onjah ny 17/02/2007 17:39
xxx ( 13/02/2007 19:29)
adalam-pitia
Lazainao fa tinao aho Hoe tia ahy enao Marina fa tena tia anao aho Tia anao aho Mandinika ny tokony atao aho Fa sao mba leran'zao Tsy aleo ve re asina an'zay Fa sao ho antitra eto ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/04/2007 07:58
xxx ( 13/02/2007 15:55)
AL QAIDA : Blanchiment d'argent avec Tiko???
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=299124... tohiny
novalian'i fijo ny 16/02/2007 22:35
soanja ( 13/02/2007 14:34)
Iza no namorona an'Andriamanitra?
Nipetraka indray ny fanontaniana tao aminay hoe raha i Andriamanitra no nahary ny zava-drehetra dia iza izany no namorona/nanamboatra azy raha nisy ny fiheverana fa nisy nahary daholo ny rehetra fa ts... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:06
yandyllan ( 13/02/2007 13:50)
io
:*:-*(l)mamy zao io satria rapitso lé androny ho anareo tanora indrindra izany,zay moa efa atitra ka tsy afaka manao inona itsony manova fety milay be daholo :oops:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/03/2007 14:59
booz ( 13/02/2007 13:11)
angatak ilay hira"ts izaho tsy ianao" angamba
mba saik angatak n tono-kiran tovo j'hay zay malala e!ts aiko n titre fa le oe ra sendra mitomany,tojo ilay akaso ny tananao n iriko amafa ranomaso.... d misaotr betsak e!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/02/2007 13:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.4839