bluetooth

1. kiadi ( 13/02/2007 22:14)
manaona oh
ni-installer bluetooth tamin'ny odri zah fa saika hi-tellechager fichier ao anaty telefone portable-ko (sary sy video)ho ao amin'ny ordi de tsy aiko ilay manao transfert! mba mitady hevitra oe inona no azoko atao zay mahay ! misotra tompoko
novalian'i kiadi ny 15/02/2007 22:35
2. ds ( 15/02/2007 12:01)
Lazao mazava aloha ny marka sy modelin'ilay finday.
3. kiadi ( 15/02/2007 16:29)
zao eh! efa hitako ihany ny fanaovana an'ilay izy de efa "transfert" ato anaty pc doly ny sary sy ny video nataoko fa ny olana dia ilay video tsy mety voavaky ! refa tiko vakina @ media playeur ilay video dia lazain'ny fa tsy voavakiny hono !tsisy lecteur mety mamaky azy zany ato anaty pc eh! ka inona zany no ataoko ba ahitany azy sa mila mi-telecharger" zavatra hafa zah genre lecteur mety mamaky azy!
ny sary anefa nivôka tsara doly !
ny mariky ny finday dia "sony ericsson" ny modely dia k700i
misotra mialoha
4. jefra ( 15/02/2007 17:20)
VideoLan ity telecharger-na.
http://www.videolan.org/mirror.php?file=vlc/0.8.6a/win32/vlc-0.8.6a-win32.exe
5. jefra ( 15/02/2007 17:23)
Tonga dia manao telechargement io lien ambony io, fa ito raha hamaky aloha:
http://www.videolan.org/
6. kiadi ( 15/02/2007 19:44)
ka le iz @ teny anglisy ko!!
7. kiadi ( 15/02/2007 19:59)
mety ilay izy jefra an!mandeh iz zao fa ny indro kely fotsiny de kely ilay image avôkany raha alebiazina ilay izy de lasa ratsy le video fa tsy mazava tsara tsony ! mety misy fika ve i-regler-na azy ho tsaratsar? misôtra mialoha eh
8. jefra ( 15/02/2007 21:47)
Ka ianao angaha nanantena hoe hahazo qualité cinema :lol::lol: Limitation n'ny camera integré io. Mazava izy am GSM satria kely ny ecran.

Tsy misy ala olana io fa tonga de ny precision (nombre de points) n'ny camera no miseho. Arakaraky ny analehibiazana azy no maha flou azy. Azoko antoka hoe sary mitovitovy habe am ecran GSM nao no mazava.
Asa raha misy mahay manao fahagagana.
9. kiadi ( 15/02/2007 22:35)
misotra betsaka na dia izany aza fa refa zay no azo atao de mionona amizay !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8281