Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
wooda
(
18/02/2007 02:50)
mitady vady vaovao !
Ankamaroanareo izay manoratra ato @ ity takelaka ity izao dia mety mampiasa windows daholo. Ny tenako aloha dia tena anisany!
Vao vetivety izao aho no mba niova kely nijery système hafa (linux kae...
tohiny
novalian'i wooda ny 01/03/2007 01:25
xxx
(
17/02/2007 22:01)
fandefasana entana mankany Dago!
Mba te handefa entana ho any Dago izahay aty amerika avaratra. Sao dia efa mba misy mpandefa ianareo ka azo antoka no mora ny fandefasana azy.Mba tsy mandoa vola intsony ohatra ny mpandray entana rehe...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/02/2007 06:16
bazylou
(
17/02/2007 19:46)
sao dia mba hitanao ato ny any aminareo
www.getamap.net...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 20:03
bazylou
(
17/02/2007 17:17)
TIKO SA!!
PLUS PROSPERE QUE LE PAYS "" hoy la gazette!! kobo e!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2007 00:05
melianie
(
17/02/2007 14:30)
mitady tantara
mba misy aminareo ve mahita site misy tantara gasy sy hira gasy ireny azafady
merci de mazoto daolo...
tohiny
novalian'i tisera ny 20/02/2007 09:22
segadombolo
(
17/02/2007 14:10)
Tsy maintsy didiana hono...
Manao ahoana daholo!
Misy vehivavy iray izay hiteraka ny zanany voalohany à 40 ans, de hoy ny mpampiteraka hoe " tsy maintsy didiana satria efa lehibe taona". De mba manontany tena aho hoe: tokony h...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/02/2007 15:03
avolenta
(
17/02/2007 12:22)
mitady mecanicien fa simba ny fiarako
mba mitady olona mahay tsy de lafolafo fa , misy tsy mety ny ambraiazy ny fiara. renault scenic le izy.
lafo be ny an' ny vaza.
azafady fa maika...
tohiny
novalian'i tynah ny 26/04/2007 19:22
niryna
(
17/02/2007 08:17)
Izay mivoaka avy amin'ny vava dia avy amin'ny fo.
Oha 4:23-24.[i]Tandreno ny fonao mihoatra izay tokony ho tandremana fa avy ao aminy no ihavian'ny aina.Esory aminao ny vava mandainga ary am-palaviro aminao ny vava mamitaka[/i]
[u]Ity misy toroh...
tohiny
novalian'i prime ny 07/03/2007 07:51
Fiffi
(
17/02/2007 07:33)
Tsara raha atsahatra ny fanosoram-potaka be fahatany.
Efa vita vakisiny........
Tsara raha mba atsahatra amin’izay ny anganonganom-baovao foronin’eritreritra mifono endrika fanosoram-potaka tsotra izao. Efa vita vakisiny amin’izay lafiny izay ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2007 00:09
bazylou
(
16/02/2007 23:17)
hataka hatrany izany an!!
SOMMET FRANCE – AFRIQUE. Intervention hier, en commission, du président malgache devant ses pairs africains à Cannes.
Ravalomanana veut un plan Marshall en TIC
---------------------...
tohiny
novalian'i vydal ny 18/02/2007 12:23
fijo
(
16/02/2007 22:47)
fitsarana
za izay miresaka dia hainareo ihany ny firehana hironako.
raha ny resaka ekonomia aloha,tsy hiteny be aho satria tsy misy zavatra haiko loatra ao.
fa raha ny momba ny fitsarana ao mada koa.dia te ha...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2007 00:24
xxx
(
16/02/2007 20:53)
menaka fampiasa amin'ny volo
Sao dia mba misy mahalala menaka atao @ volo mialoha ny hanolanana na hanatsorana azy amin'ny iron na babyliss.Tsotra ny voloko, matevina ary lava saingy mibontsina be raha vao avy sasana.matahotra ah...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2007 12:04
potana
(
16/02/2007 18:04)
za
slt mba nadefaso tononkiran'ny spyd welcome tothe tuning shiw ranga ra misy anya
merc i davance e :roll:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 19:49
mimi13
(
16/02/2007 14:28)
trotraka - antsan'i kristy
efa mba ela ry zareo no nitadiavako io tononkira io e e e e !...
tohiny
novalian'i ninikely ny 17/03/2014 12:51
heldina
(
16/02/2007 14:18)
ny filazantsara (andravoahangy fivavahana)
miarahaba!
tena tiako be mits io hira io fa tsy ananako ny tonony efa somary ela iany izy io ka mba ampio aho adefaso ny tonony raha misy mahita
misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 21:38
nathie86
(
16/02/2007 14:02)
biz'oroka
:D miarahaba antsika reetra ndray e.
hona oa ry reto inona no tena dikan'ity biz'oroka ity e de refa maninona de maazo biz'oroka????
misaotra mialoha e, manana namana tokoa manana anareo. Maztoa eto...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2007 06:43
nivouh
(
16/02/2007 13:33)
Inona no atao raha te-hanala mony @ tarehy?
manaisotra tanteraka ny mony....
tohiny
novalian'i karinah ny 17/02/2007 09:55
adidy
(
16/02/2007 12:56)
filazana manjo
@ maha-mpinamana antsika eto sy @ maha-malagasy!!
Misy tanora vavy 20 taona mpianatra tao Strasbourg nantsoin'ny ray hody any aminy: dia Rtokely: ANDRIAMORA ROJO, tampoka ny fahoriana ary tsy nanana ...
tohiny
novalian'i booboo ny 08/03/2007 17:53
xxx
(
16/02/2007 12:06)
Mitady ankizy3 mpianadahy malagasy nihira t@ publicité M/sca
Manao ahoana daholo!
Mba tiako fantarina raha misy @nareo mahafantatra an'izy telo mianadahy mihira ilay hira hoe:"...izahay mpitantara ianareo mpihaino ô!...."
Iza no anaran"aristes"-njareo ary in...
tohiny
bazylou
(
16/02/2007 10:08)
rehefa tim na ex tim dia izao fona
Détournement de fonds
Mandat d’arrêt contre Gariste Daméogeonie
Bénéficiant d’une liberté provisoire à l’issue d’une instruction au Parquet, Gariste Daméogeonie, comptable au minis...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 26/02/2007 08:02
