fitsarana

1. fijo ( 16/02/2007 22:47)
za izay miresaka dia hainareo ihany ny firehana hironako.
raha ny resaka ekonomia aloha,tsy hiteny be aho satria tsy misy zavatra haiko loatra ao.
fa raha ny momba ny fitsarana ao mada koa.dia te hanisy teny kely aho.
na dia momba andravalo aza ny tenako;dia tsy manohanakosa ny fomba fiasan'ny fitsarana misy any izao.manohy ny teo aloh afotsiny ry zalahy.ny loza anefa raha io no tsy malalaka dia ny hoavin'ny firenena no simba,ka mila fiovana ity fitsarana tantanana lava ity
novalian'i fijo ny 23/02/2007 00:24
2. jefra ( 17/02/2007 00:11)
fijo>fa inona aloha le firehana fa izaho tara foana?

Lehiben'ny mpitsara Ra8, ka izy no mandidy sy manapaka (manendry sy manesotra). Izy no namorona ny sampana rehetra hiady am kolikoly. Minisitra sy PM aza azony dakaina, ka aza ilazana aho hoe tsy afa-manova ny fitsarana izy raha te hanova, na hitany hoe tsy mety.
Mifanaraka am fijeriny ny raharaha matoa tafaverina am toerany ramatoa minisitra.

Izaho tsy sahy miteny toa an'i fijo hoe "manohy ny teo aloha fotsiny ry zalahy", satria taloha ny fitsarana nanao izay hampetipety an-dRadidy. Dia izao indray izy manompo ny deba vaovao raha tsorina. Ary ankasitrahan'ny mpitondra faratampony ilay izy matoa tsy kitihina.
3. paris10 ( 17/02/2007 15:58)
zà reto tsy matoky oe ra8 no manome ny didimpitsarana a!d aiza ny fotoana hamakiny ny dossiers rehetra ty?raha ny ho an'ny mpanao politika hafahafa ngamba kosa fa tsy ny fitsarana en general e!
4. paris10 ( 17/02/2007 15:59)
ra misy tsy azoko ny resaka d lazao aho e!
5. Fiffi ( 17/02/2007 18:03)
tsy efa hiova ve io zao ?
6. HESHA ( 20/02/2007 09:18)
ka ra ny filou mou zany no tompon ny teny farany de aona no atao ra izy no mila tsaraina na ny "bizina"-ny manokana ?
Talou nisy resaka oe independant ny fitsarana, sarotra iany zany satria tsy izy no filou kou, mbola mena ambanin ny mena. Na hahazo independance aza tsy maintsy mbola manao rapport etsy sy eroa vao afaka mandidy
7. fijo ( 21/02/2007 23:59)
jefra an,toa tsy azon'ise tsara ilay resako.
HESHA ka izay mihintsy no mba tiako hiova.tokony homena fahafahana ny fitsarana
8. jefra ( 22/02/2007 08:43)
fijo> Ka diso izany ny lazaiko, sa mivilana, sa hoe tsy mifanandrify ny resaka, sa tsy mitovy ny tadin-dokanga.
Tsy fanao hono ny mijery arina an-tava, ka tsy aleo mba velabelarina. Sady ny fanaperana tsy eto an-tany. Noheveriko ho fifampitaizana, fifanakalozana no atao eto.:wink:

Ny fahazoako azy dia ny tsy mety no ovaina, ary ny mandeha tsara tohizana. Dia ny sefo no mitsara izay tiany hatao. :wink:
9. fijo ( 23/02/2007 00:24)
marina ilay voalaza fa le firehana no tiako lazaina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3165