Manao ahoana daholo!
Misy vehivavy iray izay hiteraka ny zanany voalohany à 40 ans, de hoy ny mpampiteraka hoe " tsy maintsy didiana satria efa lehibe taona". De mba manontany tena aho hoe: tokony hitolona hamoaka ny zanany amin'ny lalana voajanahary ilay reny, fa raha sanatria ka tsy tafavoaka fa ela loatra na koa misy complication hafa de amin'izay vao didiana. Sa ahoana ny hevitrareo?
heu...zany taona zany ange tsy midika na inona na inona @ fiterahana eh ! misy aza tena mbola lehibe noho zao mbola miteraka normale hiany.....saingy ny mpampiteraka hiany no hany tompon-tsafidy......
Raha hitany fa misy riska de voatery didiana zany izy.