Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i melianie, milahatra araka ny daty
melianie
(
17/02/2007 14:30)
mitady tantara
mba misy aminareo ve mahita site misy tantara gasy sy hira gasy ireny azafady
merci de mazoto daolo...
tohiny
novalian'i tisera ny 20/02/2007 09:22
melianie
(
23/08/2006 09:38)
azo atao ve ny manda ny firaisana !mba ampio eh!
isaky ny mihaona za sy ny fiancéako de te hanao fona izy de tsy itako ze atao ! de tena fitiavana marina ve zany sa firaisana fotsiny ! manontany tena ihany za ,tokony hanaiky fona ve za sa mba manda...
tohiny
novalian'i shasha ny 09/10/2006 08:44
