TIKO SA!!

1. bazylou ( 17/02/2007 17:17)
PLUS PROSPERE QUE LE PAYS "" hoy la gazette!! kobo e!!
novalian'i fijo ny 22/02/2007 00:05
2. kitjo ( 17/02/2007 17:21)
aiza lay olana?

mba fantatra oe firenena firy mitambatra vao mitovy @ haren' ny Microsoft?

3. Fiffi ( 17/02/2007 17:55)
bazylou aahhh ! jereo fa nafindrako ato @ politika io resaka momba ny TIKO io de diniho kely ange alohan'ny hitsikerana eh !
4. vancleef ( 18/02/2007 10:33)
dia hantenaina izany faha "les mêmes causes produisent les mêmes effets" dia ho plus prospère i Madagasikara satria ilay nitondra an'i TIKO no mitondra an'i Madagasikara izao.
5. salopard ( 19/02/2007 19:07)
ta guelle vancleef, tsy fantatrao akory izay lazainao
6. xxx ( 19/02/2007 19:59)
salopard:

ta guelle vancleef, tsy fantatrao akory izay lazainao

salopard: tu portes bien ton nom azo ampiana hoe connard koa aza amzay complet tsara:evil: quel con!!!!:-w

7. bazylou ( 20/02/2007 00:53)
pauvre pma de mada:-D:-D
8. xl ( 20/02/2007 14:18)
bas ze loup!
9. Robert ( 20/02/2007 18:26)
Inona koa ry bazil an ....

Ahoana ny FJKM sy ny TIKO ary FLM??

Ahoana ilay resaka KOBAMA sy ny silo ao @ port??

10. xxx ( 20/02/2007 21:44)
bazylou:

pauvre pma de mada:-D:-D




hummmm!!!:{:{:{ ianao io mihintsy le lazan'ilay ranamana gasy atsy à frantsa atsy ambadika atsy @ tetsy sy teroa atsy. be styl sy be zesta, sy menatra ny maha-gasy anao, sy be wawawa fotsiny fa tsy aninna tsy aninna ra resaka pratika no jerena:-D:-D:-D fa pma foana araka ny teninao.:evil:
11. pimaso ( 21/02/2007 11:15)
^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^
:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@
=))=))=))=))=))=))=))=))
bas zi loup!
12. fijo ( 22/02/2007 00:05)
toa lasa fanenjehana le resaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1129