Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soupie ( 19/02/2007 08:46)
ampitombo lanja
in ry reto no mety mampangeza?efa ninana fanafody,ampy torimaso tsar fa tssssssssssss... tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2007 10:40
Narivelo ( 19/02/2007 08:00)
tetsy sy teroa
indray andro raha izahay tany ambanivohitra tany ,izanyhoe mbola kely izany ,dia nisy vehivavy roa nanasa lamba no sady niresaka mikasika ny vadiny, ny iray nanotany hoe marina ve aky fa tsy mitovy i... tohiny
Fiffi ( 18/02/2007 22:07)
Alarobia 21 andron'ny lavenona , fitombohan'ny karemy .
Hiditra @ karemy indray isika zao...@ Alarobia zao io ary andron'ny lavenona.... [i]Ny Karemy koa dia mampahatsiahy ny kristianina fa i Kristy raha nandresy ny fahafatesana dia tsy nampiasa hery ma... tohiny
sahonfra ( 18/02/2007 15:32)
Mitady 4x4 hofaina
Mitady 4x4 (3 portes )na fiara (voiture de plaisir en bon état) hofaina une semaine ka hatramin'ny 1 volana amin'ny volana may. Koa raha manana ianao dia manorata ao @ diary_ko@hotmail.fr... tohiny
novalian'i sahonfra ny 22/02/2007 21:27
mbolasoa ( 18/02/2007 13:07)
Ady
Atramin'izao aho dia mbola miady @ fanekena ny fisarahako t@ vadiko, mila tsy ho zakako nefa tsy maintsy ekeko satria fantatro fa olonkafa no tiany fa tsy za, mijaly b ny fo indrindra fa rehefa avy mi... tohiny
novalian'i mbolasoa ny 11/03/2007 12:23
xxx ( 18/02/2007 10:52)
goutes
inona ry reto no fanafody gotte reny fa tena mijaly eh!... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 07/04/2007 08:06
kitjo ( 18/02/2007 07:48)
Epic Movie
Aona fijerinareo an' iny? zay efa nahita za nihevritra oe ohatra an' ny Scary movie mihitsy... somary mankaleo kely ihany lay izy satria tena le Narnia mihitsy naveriny...sinona lay lehilahy manao... tohiny
novalian'i hery ny 18/02/2007 09:22
runo ( 18/02/2007 06:26)
Angataka hira
Manahoana dhl Mba managataka lay hiran'i Mon Désire hoe Molia Valiko iny raha toa ka misy mahay n misy manana; de misaotra mialoha an'zay manome, de Veloma dhl indray fa @ manaraka mihaona eto indra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/02/2007 14:35
xxx ( 18/02/2007 04:12)
Gasy atsy Frantsa
Ny gasy any frantsa hono toa mafy ady ihany nefa to miseho milay, manambony tena, manambany ny maha-malagasy azy, miseho tsy mahay teny gasy, manaratsy ny vita gasy nefa to tsy anina tsy anina akory..... tohiny
novalian'i xxx ny 28/03/2007 01:04
wooda ( 18/02/2007 02:50)
mitady vady vaovao !
Ankamaroanareo izay manoratra ato @ ity takelaka ity izao dia mety mampiasa windows daholo. Ny tenako aloha dia tena anisany! Vao vetivety izao aho no mba niova kely nijery système hafa (linux kae... tohiny
novalian'i wooda ny 01/03/2007 01:25
xxx ( 17/02/2007 22:01)
fandefasana entana mankany Dago!
Mba te handefa entana ho any Dago izahay aty amerika avaratra. Sao dia efa mba misy mpandefa ianareo ka azo antoka no mora ny fandefasana azy.Mba tsy mandoa vola intsony ohatra ny mpandray entana rehe... tohiny
novalian'i niryna ny 21/02/2007 06:16
bazylou ( 17/02/2007 19:46)
sao dia mba hitanao ato ny any aminareo
www.getamap.net... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 20:03
bazylou ( 17/02/2007 17:17)
TIKO SA!!
PLUS PROSPERE QUE LE PAYS "" hoy la gazette!! kobo e!!... tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2007 00:05
melianie ( 17/02/2007 14:30)
mitady tantara
mba misy aminareo ve mahita site misy tantara gasy sy hira gasy ireny azafady merci de mazoto daolo... tohiny
novalian'i tisera ny 20/02/2007 09:22
segadombolo ( 17/02/2007 14:10)
Tsy maintsy didiana hono...
Manao ahoana daholo! Misy vehivavy iray izay hiteraka ny zanany voalohany à 40 ans, de hoy ny mpampiteraka hoe " tsy maintsy didiana satria efa lehibe taona". De mba manontany tena aho hoe: tokony h... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/02/2007 15:03
avolenta ( 17/02/2007 12:22)
mitady mecanicien fa simba ny fiarako
mba mitady olona mahay tsy de lafolafo fa , misy tsy mety ny ambraiazy ny fiara. renault scenic le izy. lafo be ny an' ny vaza. azafady fa maika... tohiny
novalian'i tynah ny 26/04/2007 19:22
niryna ( 17/02/2007 08:17)
Izay mivoaka avy amin'ny vava dia avy amin'ny fo.
Oha 4:23-24.[i]Tandreno ny fonao mihoatra izay tokony ho tandremana fa avy ao aminy no ihavian'ny aina.Esory aminao ny vava mandainga ary am-palaviro aminao ny vava mamitaka[/i] [u]Ity misy toroh... tohiny
novalian'i prime ny 07/03/2007 07:51
Fiffi ( 17/02/2007 07:33)
Tsara raha atsahatra ny fanosoram-potaka be fahatany.
Efa vita vakisiny........ Tsara raha mba atsahatra amin’izay ny anganonganom-baovao foronin’eritreritra mifono endrika fanosoram-potaka tsotra izao. Efa vita vakisiny amin’izay lafiny izay ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2007 00:09
bazylou ( 16/02/2007 23:17)
hataka hatrany izany an!!
SOMMET FRANCE – AFRIQUE. Intervention hier, en commission, du président malgache devant ses pairs africains à Cannes. Ravalomanana veut un plan Marshall en TIC ---------------------... tohiny
novalian'i vydal ny 18/02/2007 12:23
fijo ( 16/02/2007 22:47)
fitsarana
za izay miresaka dia hainareo ihany ny firehana hironako. raha ny resaka ekonomia aloha,tsy hiteny be aho satria tsy misy zavatra haiko loatra ao. fa raha ny momba ny fitsarana ao mada koa.dia te ha... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2007 00:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6555