tetsy sy teroa
1. Narivelo
(
19/02/2007 08:00)
indray andro raha izahay tany ambanivohitra tany ,izanyhoe mbola kely izany ,dia nisy vehivavy roa nanasa lamba no sady niresaka mikasika ny vadiny, ny iray nanotany hoe marina ve aky fa tsy mitovy izany ny halehiben'ny filahiana ,namaly ny iray fa na kely na lehibe ny filahiana rehefa tianao ilay olon,a dia ahzahoanao fahafinaretana avokoa,ka ny tena nahatsikaiky dia ny filazan'ilay ramatoa hoe ny ahy izao lehilahy dimy no miaraka amiko ,miampy ny vadiko dfia mitovy daholo ny fahafinaretana azoko amin'izy ireo rehefa manao firaisana izahay,namaly ny iray faizaho mbola iny vadiko iny ihany fa andraso mba hanandrana amin'olonkafa koa aho, gaga aho naheno io resaka io satria miafina aho sady manjono koa moa t@ io fotoana io,teo no hoeo aho dia nilaza taminireo namako efa zokinay ireo ny zavamisy mba hahafahandry zalahy manararaotra ilay te hanandrana ny an'ny hafa, azony ilay vadin'olona ary dia nomeny fajavascript:emoticon(':-D')
javascript:emoticon(':-D')nomezana aho tsy haiko na hadisoko iuzany na tsia:-D:-D
javascript:emoticon(':-D')nomezana aho tsy haiko na hadisoko iuzany na tsia:-D:-D
novalian'i rivorijasoa ny 21/02/2007 01:57
2. mercure
(
19/02/2007 17:04)
Hadisoana roa loha mihitsy izany:
- voalohany, niafina nihaino resak'olona,
- faharoa, nanome fakampanahy olona,
na dia zavatra niriny aza.lol
- voalohany, niafina nihaino resak'olona,
- faharoa, nanome fakampanahy olona,
na dia zavatra niriny aza.lol
4. mirana5
(
19/02/2007 20:35)
ié tsy tsara ny mihain resak'olona indrindra miafin'izany maivan-doha ianao! miala tsiny aho:cry:
5. rivorijasoa
(
20/02/2007 01:42)
Eh! o ry reto a! aza tonga dia manome tsiny azy kosa ianareo fa mba ataovy aminareo kosa ary ny toerana hoe nareo manjono ao ambadiky ny hazo ao ambadikareo misy olona miresaka ary ny resany tsy hoe resaka ts'isy dikany fa mba interessant ihany, dia andeha hiteny an'ilay olona ve nareo hoe aza miresaka ao nareo fa henoko daholo ny resakareo sa andeha hitsangana nareo fa henonareo ny resak'ilay olona izay tsy mieritreritra hoe tokony any an-trano no firesahana izany sady amin'io koa ny trondro mihinana, fa lé nanararaotra kosa aloha no tsy mety e! nefa moa safidin'ilay té hila raharaha io ko! atao ahoana....
6. HESHA
(
20/02/2007 09:44)
tena tam mbola kely ve ianao no naheno am zany ?
ary efa ela zany no nisy film hoe vehivavy dia hiray am lehilahy bedebe, grrrrrrrrr
ary efa ela zany no nisy film hoe vehivavy dia hiray am lehilahy bedebe, grrrrrrrrr
7. rivorijasoa
(
21/02/2007 01:57)
Ary HESHA izany taraiky be an!! Efa tamin'ny taonjato faha - 0 no efa nisy vehivavy miray amin'ny lehilahy be dia be....
