goutes

1. xxx ( 18/02/2007 10:52)
inona ry reto no fanafody gotte reny fa tena mijaly eh!
novalian'i vahatra22 ny 07/04/2007 08:06
2. Fiffi ( 18/02/2007 11:46)
heu...efa nahafantatra olona voa an'io zah fa ny fisotrohana rano bdb .....2L/j tena nahatsara azy be mihintsy ..... sao de misy mahasoa anao...
http://rhumatologie.free.fr/biblioth/rhumatisme.html
3. vahatra22 ( 07/04/2007 08:06)
marina alo le hoe mery misotro rano e! fa misy fanafodin' ireny ihany eny @ pharmacie ka! d miezaka tsy d mihinana matsiro!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1561