Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
anselme999 ( 16/02/2007 10:07)
karazana akoho mpiady
[b]Bold text[/b] mba atoroy karazana akoho tena tsara sy mamely ny tenanay fa tsy mahakobo mihitsy na koa raha misy amidy any de mba ampilazao ihany zay... tohiny
novalian'i marsvao ny 17/08/2007 22:32
bazylou ( 16/02/2007 10:00)
mitomany plan marshall
ny anareo!! koa raha tsy poma ny fotsy hoditra ka anome an'ireo maizina any canne an'io!!! tsy misy hazon-damosina marina fa miao miao foana ohatran'ny saka!!... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2007 05:49
germino ( 16/02/2007 09:20)
Ianao no tiako (meky)
Saika mba hangataka ny tononkiran'i Melky "Ianao no tiako" Merci:D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 16:27
Bita ( 16/02/2007 09:02)
mba ampio
Iza no afaka manome ny hiran'ny Dillie misy hoe Tsy hifamaly aho hoe na koa hila kisa fa ndrao dia hifanditra........ Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 16:28
xxx ( 16/02/2007 08:09)
misy mony anaty tsy mety sitrana mitsy ny tarehiko
Tena efa ho 5 taona izay eo amin'ny fifiko eo dia misy mony izay ao anatiny ao ary somary mangidihidy izay le izy tena mba miezaka fona zaho manisy zvt eo amin'ny le trace misy azy fa afaka ny ety ive... tohiny
novalian'i niryna ny 20/02/2007 07:01
ghanot ( 16/02/2007 07:31)
Tsy ny fanananao harena
Mba hitady an'io tononkiran'ny Mahaleo io e "Tsy ny fanananao harena " d misaotra fa mba tena tiako b mantsy izy io an ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 16:29
xxx ( 16/02/2007 06:22)
inona no fanafody synezita sy aiza no misy toera-pitsabona
Tena mijaly za fa manana aretina synizita ka hatramin'ny asako dia tsy mandeha amin'ny laoniny mitsy , tena sahirana sy matsiaro mijaly mitsy za, Ka mba inona re no fanafodiny sy aiza no mety misy toe... tohiny
fijo ( 16/02/2007 06:20)
raha misy andriamanitra
raha misy tokoa sanatria io andriamanitra io,iza no zanany.jesosy sa mahomet... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:19
ratonga ( 16/02/2007 00:04)
bonannif vale sy Bobette
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau3.gif[/IMG] ... tohiny
bazylou ( 15/02/2007 21:18)
ny fokontany hono dia nomen'ny jirama
interiptera hanapiana sy andrehetana ny jiro ao aminy e!!!! Asa inona angaha no hain'ny fokontany hitantana izay jiro nefa ny prezdany aza tsy mahay mamaky teny sy maniratra!!:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2007 11:14
niryna ( 15/02/2007 19:03)
Tena tsy mahita hevitra mihitsy ve ???
Samy anisany toetra ratsy na mpangalatra, mpandroba,mpisoloky,mpisandoka ary indrindra indrindra ny mpangaro-paosy.Tena tsy misy mihitsy ve ny vahaolana amin'ireo indrindra eo Analakely.Aza mba tratra... tohiny
novalian'i niryna ny 24/02/2007 04:49
xado ( 15/02/2007 18:49)
Album Lalatiana
salut oh!!!! Mba mitady mafy le album ny Lalatiana nivoka farany teo ze mba manana oh.t@ izy nanao concert tany Macon no navokany le izy fa tsisy tsony nefa zao.ze mba manana... tohiny
novalian'i booboo ny 08/03/2007 17:07
jefra ( 15/02/2007 17:06)
Resaka ADN
Niarahan'ny rehetra nandre fa hampanao test ADN ireo tsy miraharaha ny "menaky ny ainy" indray hono ny gasy. Any Allemagne kosa dia ny ray voatery mandoa pension alimentaire no nomena zo hampanao t... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 22:37
Fiffi ( 15/02/2007 15:17)
CLIP GASY mahatratra 200...
Ireo ry namana nahita an'ity zah ka mba zaraiko antsika rehetra.....hummmm......iza no tianaoreo ? Mahatratra 200 ny clips ao ka de mahazahoa fahafinaretana daholo .......:) http://klipgasy.blogspot.c... tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2007 22:34
xxx ( 15/02/2007 14:46)
Inona izao no mba tianareo tokony hataonay vhv aminareo lhl
Eo amin'ny lafiny rehetra eo amin'ny aram-pitiavana , na izay efa manana tokatrano na izay mbola miaraka eo amin'ny mpifakatia : "moa ve misy mba tena fihetsika na toetra sns...andrasanareo na tinareo... tohiny
novalian'i rshery ny 17/03/2007 16:10
tsaradia ( 15/02/2007 13:35)
Mià, "Nofy"
Miarahaba antsika rehetra e! Mba misy hira tiako r' ireto, hiran' i Mià, tsy haiko raha fantatrareo fa raha mba hainareo ny tonony dia mba ampidiro fa tiako be e! Indraindray ilay izy mandeha amin'... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 15:33
xxx ( 15/02/2007 13:02)
sao dia mba nanao ny tsy fanao tany ary izy de manambitamby
Nisy rendez-vous izay anay sy le olona miaraka amiko , tsy tonga anefa izy , tezitra be za , nifakahita nefa za ary tsy niteny t@ mitsy na "a" na "o" , nifapijery fotsiny izahay , efa fantany tsara mo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/02/2007 23:35
eddy202 ( 15/02/2007 12:40)
Mba mitady vahaolana aram-pitiavana maika be
Miarahaba anareo rehetra! Zaho dia manana olana aram-pitavana : misy vehivavy miaraka amiko efa niaraka 3 taona zahay , efa mifakafatatra , tsy avy eto moa ny fihaviany fa avy lavitra ivelany tananar... tohiny
novalian'i colar ny 21/02/2007 19:14
ronaldo09 ( 15/02/2007 11:58)
Midika inona ny voninkazo atolotra ?
Fotoanan’ny fanomezana izao, ka raha misy manome anao dia fantaro fa ny : -Azalée : fankafizana - Bleuet : hasarotan-kenatra - Coquelicot : marefo -Cyclamen : hasarotam-piaro - Fushia : f... tohiny
novalian'i tisera ny 21/02/2007 13:11
ronaldo09 ( 15/02/2007 11:35)
Hatao Firenena Federaly ahitana Faritany 8 i Madagasikara
Raha ny hevitry ny depiote Zakahely Boniface izay hanolotra ny tolo-keviny eny amin’ny Komitin’ny fanitsiana ny Lalàmpanorenana anio maraina amin’ny 10 ora, dia tokony hovàna ho Repoblika F... tohiny
novalian'i jefra ny 27/02/2007 23:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.0574