Ianao no tiako (meky)

1. germino ( 16/02/2007 09:20)
Saika mba hangataka ny tononkiran'i Melky "Ianao no tiako" Merci:D
répondu par Fiffi le 16/02/2007 16:27
2. Fiffi ( 16/02/2007 16:27)
Izaho te-hahita anao (2)
Te-ho any te-ho any a
Raha azoko atao, dia ny hiaraka aminao
F’izaho te ho any aminao (2) fa izao dieny izao aho
Raha sitrakao dia ho eo anilanao

Réf : Tsy ho zakako intsony raha hokobonina ao am-poko
F’izaho tena tia
F’izaho hihafy foana aloha, dia hatrizay aho
Nilaza sao voafitaka ny foko
Nefa mafy tena mafy
Raha sanatria sangisangim-pitia

Lazao dieny izao (2)
‘Lay fitiavanao, sao sangisangim-pitia
Dia izay rehetra am-ponao ao
Izaho hilaza aminao (2)
Fa ny tena sitrako raha mbola azo atao
Dia ianao no tena tiako

Mba tsidio hiany ny tononkalo fa bdb ny hira ao
http://tononkira.serasera.org/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0538