Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsaradia, milahatra araka ny daty
tsaradia ( 20/02/2007 15:00)
MBA MANGATAKA MOA RAHA MISY E
Salut daolo! Efa nandalo teto ihany aho, nangataka an' ity hiran' i Mià ity e, ilay hoe "nofy" hoy aho, ilay misy hoe soa fa teo ianao ....... dia any amin' ny faramparany misy hoe hoe " ny fitiava... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 15:32
tsaradia ( 15/02/2007 13:35)
Mià, "Nofy"
Miarahaba antsika rehetra e! Mba misy hira tiako r' ireto, hiran' i Mià, tsy haiko raha fantatrareo fa raha mba hainareo ny tonony dia mba ampidiro fa tiako be e! Indraindray ilay izy mandeha amin'... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 15:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076