MBA MANGATAKA MOA RAHA MISY E

1. tsaradia ( 20/02/2007 15:00)
Salut daolo!
Efa nandalo teto ihany aho, nangataka an' ity hiran' i MiĆ  ity e, ilay hoe "nofy" hoy aho, ilay misy hoe soa fa teo ianao .......
dia any amin' ny faramparany misy hoe hoe " ny fitiavantsika, lovasoa sarobidy"
Merci
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 15:32
2. Fiffi ( 20/02/2007 15:32)
tsy tao zany le nalefako teto ? ireo hiany no tao @ tononkira.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3595