Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ghanot, milahatra araka ny daty
ghanot ( 09/03/2007 08:43)
Hitady tononkira e
Mba hangataka an'io hira io zay mba manana ny tonony e, Njakatiana no mivazo azy io ka "Ny fitiavana anao " no lohateniny , ary d misaotra indray e:twisted:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2007 09:19
ghanot ( 20/02/2007 14:33)
Sarimihetsika mamoa fady
Ry reto a , mba ahoana ihany isika gasy ity e, tena efa misy mahavita sary mihetsika porno, nefa ny mpilalao azy toa foronindry zalahy d mba ahoana re ny hevitra fa hangalabaraka ny olo-malazantsika a... tohiny
novalian'i tywa68 ny 21/02/2007 10:09
ghanot ( 16/02/2007 07:31)
Tsy ny fanananao harena
Mba hitady an'io tononkiran'ny Mahaleo io e "Tsy ny fanananao harena " d misaotra fa mba tena tiako b mantsy izy io an ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 16:29
ghanot ( 13/02/2007 09:31)
Raiso Jesoa
Mba hangataka an'io hira an'i FEFI io , lohateny "raiso Jesoa"... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/02/2007 10:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077