Sarimihetsika mamoa fady

1. ghanot ( 20/02/2007 14:33)
Ry reto a , mba ahoana ihany isika gasy ity e, tena efa misy mahavita sary mihetsika porno, nefa ny mpilalao azy toa foronindry zalahy d mba ahoana re ny hevitra fa hangalabaraka ny olo-malazantsika anie izy io e, resaka mba nadalo sy hita maso manko izy io teto Tana teto ka mba tiako hasiana resaka kely amintsika samy namana ato, fa ny tena mahatonga azy aloha araky ny feo henoko d ny fividianan'ny olona azy io ihany no mahatonga ny fahamaroany , tena marina é , ka ndao re mba hofongorina io sarimihetsika mamoa fady io fa simba ny taranak'isiké
Misaotra e
novalian'i tywa68 ny 21/02/2007 10:09
2. xxx ( 20/02/2007 15:17)
Mamoafady ahoana e? Asehoy aloha hoe ho jerena :lol::lol:
3. booboo ( 20/02/2007 15:20)
xxx > :-D
4. Fiffi ( 20/02/2007 15:36)
jereo ao @ dinika "hoy ny gazety"
5. Samoana ( 20/02/2007 15:43)
Hoy ny ohabolana ntaolo :"tsy ny sary no fady fa ny masom-bahoaka8O"
( mba hatsikana sy lalao ny ahy io fa tsy mbola nisy ntaolo nahita sarimihetsika izany a !:-D)
6. sipagasy ( 21/02/2007 08:42)
mmhhhhhh fa tsy azoko ihany koa isika kannnn, mba marina e!!!! inona ny olana @ ilay izy anefa e!!!!??, nga tsy samy manao ireny @ vadiny sy sipany avy aloha e!???? sa ny anareo mbola ilay mibonoka anaty bodofotsy hihi :{ hihi ary ny hoe olo malaza wadray fa i Clara Morgan sy ry Brigitte Lahay nga tsy olo malaza ihany koa moa hihih samy manana ny lazany @ "domaine" misy azy avy e!!!
7. tywa68 ( 21/02/2007 10:09)
zà mbô gaga ry sipagasy !

ghanot : Samy lehibe anie no manao ny ataony, ka inona no olana ? na gasy io na inona ? safidy ilay izy e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2432