Resaka ADN

1. jefra ( 15/02/2007 17:06)
Niarahan'ny rehetra nandre fa hampanao test ADN ireo tsy miraharaha ny "menaky ny ainy" indray hono ny gasy.

Any Allemagne kosa dia ny ray voatery mandoa pension alimentaire no nomena zo hampanao test ADN hoe TENA izy tokoa ve no dadany. Tera-kovitra ny mpandehandeha mitondra mody any an-trano.

http://www.lemonde.fr/web/article/0,1-0@2-3214,36-867811@51-859742,0.html
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 22:37
2. Fiffi ( 15/02/2007 18:11)
raha ny hevitro aloha @ io de tena tsara mba hialana ny fialam-balan'ny ray ! Hisy fitandremana tsara @ zay ny @ ho avy @ io......
3. niryna ( 15/02/2007 19:11)
Vao nisy mpanankarena vavy maty izao tany Amerika ary dia nitsangana hijoro ho rainy ireto lehilahy roa,ny iray sakaizany taloha ,ny iray vadiny.Hafa kely indray tamin'ity indray mitoraka ity,mety ny vola aloha fa izay rain-jaza hono no mahazo ilay zaza sy mahazo am-pahany be indrindra:P
4. xxx ( 15/02/2007 21:44)
ADN no resaka e !
5. Fiffi ( 15/02/2007 21:47)
Fikarohana porofo hoe io olona io ve no tena rain'le zaza nakipika etsy sy eroa @ halalan'ny ADN fa tsy resaka fananganana sy fahazahoana am-pahiny akory....
6. Herimiafina ( 15/02/2007 23:16)
Ny tsara ho fantatra ao anatin'io toe-javatra io, ary no tena tokony ho dinihina mialoha ny test rehetra dia ny hoe: "Fa maninona moa ny olona iray no tsy miraraha ny menaky ny ainy?".:^)
7. Fiffi ( 16/02/2007 20:01)
satria mitsaoka adidy........
8. jefra ( 17/02/2007 00:35)
Herimiafina:

"Fa maninona moa ny olona iray no tsy miraraha ny menaky ny ainy?".:^)

Angamba
-Mety tsy azony antoka hoe tena azy :lol::lol:, indrindra raha bebe mpijery le ramatoa.
-Nangala-pihinana i lery fa efa voafatotra, dia aleo ny 8 ao an-trano no taizana.
-Tsy fananana moyen fotsiny
-Mety mivaha le bandy
-....

Fa tsy haiko hoe inona no betsaka mpiseho. Ny roa voalohany ihany no voavalin'ny test ADN. Ny tsy fantatro dia hoe iza no miantoka ny vola lany am test satria toa tsy an-jaza.

9. Fiffi ( 17/02/2007 23:33)
ny fijangajangana angamba no mahatonga an'zany de mandositra adidy avy eo ......
10. Herimiafina ( 17/02/2007 23:54)
Noho izany tsy azo atao bango tokana ny akoho amamborona fa arakaraka ny contexte sy ny cas no hitondrana azy.

Raha aty amerika mantsy dia mety ho ray na reny biolojikan
11. Fiffi ( 18/02/2007 15:01)
[quote=Herimiafina] tsara fantarina avokoa ny version-n
12. Herimiafina ( 20/02/2007 22:08)
Ny ahy indray aloha, aleoko aza ny zaza manana Ray mahavita azy tsara toy izay averina amin'ny ray hafa na dia ray biolojika aza nefa mety tsy hahavelona azy akory! Toy izany koa ny reny. ^^
13. Fiffi ( 20/02/2007 22:37)
fa misy koh ny tsy fidiny........
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0996