karazana akoho mpiady

1. anselme999 ( 16/02/2007 10:07)
Bold text mba atoroy karazana akoho tena tsara sy mamely ny tenanay fa tsy mahakobo mihitsy na koa raha misy amidy any de mba ampilazao ihany zay
novalian'i marsvao ny 17/08/2007 22:32
2. Fiffi ( 16/02/2007 17:21)
ohatran'le masira ve ? :-D
3. lebatoto ( 16/02/2007 19:26)
zah klou taloha nanana lay naharesy an litakely sy bruce ireny.fa zah zao aty an-adafy dia tsy maharaka intsony fa any @ cousin-ko daholo zao ny biby fa leiry toa tsy mivarotra fa tsy tiny miparitaka ny karazany.
4. vale ( 16/02/2007 21:48)
he!he!he...jerijereo fa misy panana favoris be ato eee,... aoraty Fehno fa izy tompona-favoris talou tany dago ee, ...ny mba fantatro aloh de ny masira, tsara,ny balance konkoa (lay misy volony ny tongony eee:lol:), fa ny fikarakarana azy koa no tena antony, kah (afa-tsy ny zafindraony ihany angah,:lol::-D:-D:-D), fa rehefa voakarakaranao tsara izy dia hanana resistance e, omeo voatabia matetika, hena, mba ho bokona :-D, horina ny tongony sns,sns,sns,...:-D... heeeu,...zay ihany ny azoko tenenina, sady tsy efa fantanareo kou moa ve fa so de mamoaka sekiré dia manjary tsy mety e :wink:
5. vale ( 16/02/2007 21:57)
anselme999> tena kozy io fa tsy sangy2 an,...nanana an'ilay hoe "tovokely" izay izy, nandresy tany tanjombato, heeuu, tanjombato moa?:roll: hihihihihi.., (fa tany bira manko izy no mpilalao dia nalefa nikômbaka:°) tany tanà koa ee,...ary izany tsy mbola resy mihintsy h@ izay nilalaovany , ary tsy mila milalao elabe akory dia vitany dol ny adversaire :wink:, asa raha mbola misy ny taranany any @ fa anoraty izy raha tena sérieux ty dinika ity:wink:, fa hanondro tsara anao izy, ary mety hafaka hivarotra koa,..maztoa!
6. Fiffi ( 17/02/2007 09:12)
dray ! dray ! dray ! vale koh nga mijery an'ireny ?
zah nijery an'le film hoe "le masira" :{:{ :-D:-D:-D
7. karinah ( 17/02/2007 10:26)
Fiffi::-D:-D:-D, ie:°) taloha aky an,hihihi:wink:...fa lay film "lemasira" izany tsy mbola hitako:(...:P
8. karinah ( 17/02/2007 10:28)
Fiffi: vale ihany ky io(karinah) aaan:wink:, avy namaly hafatra za de adinoko nanokatra pejy vao2:oops::oops:
9. karinah ( 17/02/2007 10:31)
Fiffi: karinah=vale:wink:
10. oldine ( 07/03/2007 15:56)
:*Miarahaba ny namana rehetra.
Izaho izany dia sambany no eto.Tonga dia ilay resaka akoho mpiady no nisarika ny masoko dia tsy haritro raha tsy miresaka kely.
Izaho no an'isany nipoiran'i Taralila sy ny fikarakarana ny akoho hiady. Efa ho telopolo taona lasa izany no niantombohako.
Herin-taona izao no lasa aty ivelan'ny tanindrazana aho ary dia nikaroka biby mety haharesy ny any an-tanana saingy tsy mahita.Afa ihany ny gasy !
Ka aloan'ny hanohizako ny resaka biby dia mba tiako ho fantatra aloa izay miresaka amiko. Saro-bidy loatra mantsy ny akoho mpiady amiko.
Misaotra mialoha.
11. tslem ( 07/03/2007 16:17)
nénah "pilo kaoka" no mba fantatro sa d mba mety :-D:-D:-D
12. michelabe ( 27/04/2007 21:43)
miarahaba i oldine ve tsy i dimby azafady?Fa amiko mantsy i dimby no nipoiran'i taralila,misaotra.
13. anjaran3 ( 04/06/2007 04:50)
akoho lahy fataka leisy e! :lol:
14. epsedo ( 19/06/2007 17:51)
slt mba nijery adina'ankolahy mpiady eny analamahintsy teo antsonjombe kanjo vorotsoloza no niady t@ gisa
15. marsvao ( 17/08/2007 22:32)
za tsy de mahalala loatra , saingy ny bandy akama no tena tompon'ny adikile!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3072