Midika inona ny voninkazo atolotra ?

1. ronaldo09 ( 15/02/2007 11:58)
Fotoanan’ny fanomezana izao, ka raha misy manome anao dia fantaro fa ny :
-Azalée : fankafizana
- Bleuet : hasarotan-kenatra
- Coquelicot : marefo
-Cyclamen : hasarotam-piaro
- Fushia : fitiavana mirehitra
- Gardenia : fahadiovana
- Lavande : fitiavana
- Marguerite : fahatokisana
- Mimosa : fahatokiana
- Myosotis : fahatsiarovana mendrika
- Oeillet : miredareda
- Oeillet-poète : mankafy nefa mila fitandremana
- Oeillet –inde : fisarahana
- Orchidées : faharisihana
- Pivoine: fahitsim-po
- Glaieul: manome fotoana
- Glycine: fitiavana
- Iris: be fitiavana
- Jasmin : fitiavana ara-nofo
- Rose : amour
- Violette : fitiavana miafina
Dia izay zany e!
novalian'i tisera ny 21/02/2007 13:11
2. fasaly ( 15/02/2007 11:59)
misaotra eeeee! misy hieritreretana:-P
3. ronaldo09 ( 15/02/2007 12:04)
O ry fasaly a!Fa inona no mba natolotra ho azy omaly?
4. Fiffi ( 15/02/2007 12:12)
hummm.....:-w:-w misaotra akia ronaldo fa tena misy azo heritreretana tsara izy zany an ! :):-w:-w
5. fasaly ( 15/02/2007 14:11)
ronaldo: zà nge sipa ka no hanolotosa vonikazo ho an'i bandy veuh????:roll::-w:-D
6. Fiffi ( 15/02/2007 15:25)
hihihhii
7. jhouhlambout ( 15/02/2007 16:34)
Ka ny fanolorana vonikazo anié dans les 2 sens é... :@ Zà zao avy nanolotra Jasmin... :@
8. fasaly ( 15/02/2007 16:42)
jhoul: de mba ahona no fikarakaranao anklay vonikazo zao????sa madama ihany no manolotra de izy ihany n miakarakara azy anaty vazy:-D:-D:-Dzany ve tsy mampmé, tsy aleo nividy vonikazo ho an'ny tenany ihany:°)
9. Fiffi ( 15/02/2007 18:28)
zah ry zareo mbola tsy nahita vhv nanolotra voninkazo an'lhl zany an ! heu.....
10. fasaly ( 15/02/2007 18:33)
fiffi: koike lehilahy pd no tolorana de mety:wink::°)
11. Zina ( 15/02/2007 19:27)
oy i ronaldo oe:
Lavande : fitiavana

- Glycine: fitiavana

- Rose : amour


mitovy ihany zany ireo?
12. fasaly ( 15/02/2007 21:28)
:-D:-D:-D:-D
13. Fiffi ( 15/02/2007 21:50)
:-D:-D
14. xxx ( 17/02/2007 09:16)
Zina: fa ngah kosa moa tsy maintsy ho samy hafa?
15. paris10 ( 17/02/2007 13:39)
ny vonikazo no zava-maniry manana endrika tsara sy manitra, ampihoarana aminy ny fitiavana e!amiko tsy maninona ny lokony sy ny sokajiny,toa hoe any @ paradisa hono ny vonikazo no mameno ny tany !
16. paris10 ( 17/02/2007 13:40)
sentimentique sy romantal koa zany an!
17. fasaly ( 17/02/2007 18:25)
ieu! fa tsy tiko lay tolorana anlay vonikazo somary ringitra sôvazy ireny fa ny ahy tulipe na raozy ihany de kolera fotsy na mena na orange ihany :°):°)
18. Fiffi ( 17/02/2007 23:38)
VONINKAZO


Raha jerena ireto Telomiova
Ny fitiavana koa mety hiova
Tsy hafangaro amin'ny Laingomena
Fa tena tsara toy ny Raozy mena

Raha omena Violety
Angamba sao dia tsy hety ?
Tsy aleo ve ireo Dalia?
No hatolotrin'izay tia ahy !

Izaho aloha tia Mavokely
Nefa toa fitiavana irery
Sa ireo Songosongo
Tsy mety koa sao voatsongo

Aleo indray ary Vonon'avoko
No omena ny foko
Misy koa anefa ny Kintana
Ahazahoako vintana

Fa ny tena fitiavana madio
Ka tsy hisian'ny indrisy
Dia ho anao fa tadidio
Ireto voninkazo Lisy

Fiffi
19. fasaly ( 18/02/2007 21:01)
hummmmmm!:P:-P:-*
20. Fiffi ( 18/02/2007 21:17)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/fleur_couleur.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/minirose.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0865