Midika inona ny voninkazo atolotra ?

21. ronaldo09 ( 19/02/2007 13:18)
Hay ve mana-talenta ny sipa ato @serasera.Masaka e!
22. sakaizakely ( 19/02/2007 14:17)
Fiffi:

zah ry zareo mbola tsy nahita vhv nanolotra voninkazo an'lhl zany an ! heu.....


Za efa nanome boquet de roses... sokolà


23. Fiffi ( 19/02/2007 14:43)
sakaizakely: tongasoa indray akia ndry an ! elaela zany an ! manao ahoana aloha ny papozy ao ? :) (andraso aloha hijery an'le blaogy indray) :)

ka raha sokolà kosa akia de zah koh efa nanomé hihihihi :) :-*:-*:-* (fa raha tena rosy tsy mbola nahita)
24. jhouhlambout ( 19/02/2007 17:25)
Mila porofo vé ianareo é? Hm
25. Fiffi ( 19/02/2007 18:15)
milay an !
26. tisera ( 19/02/2007 18:58)
fiffi =D=D hay ve poety koa fiffi é! tsara be ilay tononkalo voninkazo .... fa izaho efa nahita vehivavy manome voninkazo ny vadiny foana foana : ny nenitoako io fa ny vadiny tena ilay adala voninkazo indrindra fa orchidée dia tsy misy surprise intsony raha vao raikitra ny fetifety fanomezana cadeau ho an'i dadatoa fa dia tsy maintsy voninkazo izay fa ny karazany sy ny anarany fotsiny no miovaova; dia t@ nanao fetin'ny retraite-ny ilay dadatoa dia naka fleuriste mihitsy i nenitoa ka tena feno bouquet isan-karazany ny tranon-drizareo ...
27. Fiffi ( 20/02/2007 15:55)
tisera: heu...rah plante verte kosa aloha akia de tena misy an ! fa le hoe bouquet angamba hafahafa eh ? :-*
28. tisera ( 21/02/2007 13:11)
:? toa tsy dia mahazatra klou fa mety misy manao ihany an?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2276