Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rakotoline
(
13/02/2007 12:02)
saropiaro
:Dsali dol,ahoana ny hevitrareo ùoùban'ny olona saropiaro,tsy fialonana vé ny dikany,tsy aleo vé,andeha amin'ny alehany ny olona dia mitsara zay ataony,toa hoe jalousie=maladie,misaotra:idea:...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2007 14:32
foloso
(
13/02/2007 11:28)
hangataka tondrompeo
mba saika angataka ny tondropeo lolo oe ambalatavoangy...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/02/2007 12:10
rhvf
(
13/02/2007 11:07)
tsy miova
mahafinaritra ahy ny hirany rehetra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/02/2007 12:11
Ralay
(
13/02/2007 10:03)
Video RAVALOMANANA tao Nice
Ity ary ny dinika nataon'ny filoha RAVALOMANANA tamin'ny malagasy tao Nice sy ny manodidina. Nisy fiaraha-mivavaka niarahana tamain'izy mivady sy ny ambasadaoro malagasy eto frantsa nialoha an'izany.
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/02/2007 17:30
ghanot
(
13/02/2007 09:31)
Raiso Jesoa
Mba hangataka an'io hira an'i FEFI io , lohateny "raiso Jesoa"...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/02/2007 10:48
nenipita
(
13/02/2007 09:11)
hopitaly tsara hiterahana
salut nareo, hono oa ry reto aiza no tena hopitaly tsra hiterahana eto Antananarivo, na koa hoe misy sage-femme mahay , aiza no falehanareo? mba toroy hevitra o
Misaotra ...
tohiny
novalian'i nirinkosoa ny 06/11/2007 13:09
Fiffi
(
13/02/2007 09:02)
Tsy mitovy saranga .
Iza no nahita an'io film io fa tena ....:(:( :snif::snif: be le izy.........
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2007 17:35
xxx
(
13/02/2007 08:40)
FITIAVANA , SAFIDY
"Ny safidy ve manadala" sa "ny fitiavana no mahery" ???? ny fo (l)no sahirana amin'izany !!!asa .... , ny sasany mety hilaza fa ho tia tena raha hisafidy amin'ny anakiray, ny fo nefa tsy mety mionona ...
tohiny
novalian'i linjo ny 14/02/2007 07:12
Bita
(
13/02/2007 08:36)
Mozole
Mba omeo tononkira misy ity hira ity Mozole: io volabenao io o! Tsy hitondranao ho any mozole. Misaotra betsaka e dia ba mamy koa ...
tohiny
novalian'i Bita ny 13/02/2007 19:13
ZERARA
(
13/02/2007 08:33)
Davis Franklyn sy Mika AMPINDRAMO
Saika mbo hangataka ny hiran'i Davis Franklyn sy micka alohan'ny st valentin
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/02/2007 08:41
niryna
(
13/02/2007 08:03)
Dia ny tena foana ve no ampirina an'io
Misy olona tsy mba mamerin-javatra na tsy mba mahatsapa tena ny hanao zavatra fa dia miandry foana.
Ohatra raha maka zavatra ao anaty boaty izy dia avelany eo iny fa tsy averiny,misy tapitra ny ttsy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/02/2007 07:38
diamondra27
(
13/02/2007 07:57)
MAP
toa misy boky kely tokoa izy io hoe,
dia aiza no hahazoana azy?
Iza no afaka manana azy?
Inona ny conditions?...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2007 23:13
niryna
(
13/02/2007 07:49)
Mety ho voavonjy ve ny fanahin'ny maty?
Nodimandry i Bodo izay nenitoan'i Liva.Niantso ny namany izy mba hivavaka an'i tompokovavy Bodo mba ho vonjen'Atra hoy izy ny fanahiny.
Raha efa maty ve ny olona dia mbola azo hivavahana angatahana a...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:05
niryna
(
13/02/2007 06:57)
Misy ny rar samy hafa ny fitiavan-janany.
Raha zohina dia ny ray matetika tiany ny zanany vavy na na mirona kokoa any amin'ny ray ny zanaka vavy,ary toy izany ihany koa ny lahy,mirona any amin-dreniny.Raha misy zaza roa lahy eo anefa dia mate...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/03/2007 08:08
rabaradaka
(
13/02/2007 06:50)
Mitarazoka ny raharaha
Toa mitarazoka ny raharaham-panjakana. Ity ilay nolazaiko hoe toa miandry an-dRavalo daholo ny zavatra atao rehetra, na ny fanendrena haut fonctionnaire aza. Dia teho prezidan'ny fokotany, tehoPraimin...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2007 23:14
niryna
(
13/02/2007 06:34)
Ny saina ve no voa sa tena misy ilay izy?
Nividy trano ireto mpivady ary dia lazainy fa misy olona mandehandeha hono kanefa mijery izy fa tsy mahita.Mitomany lava hono ny zanany ary hoentina any amin'ny dokotera kanefa tsy misy na inona na in...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2007 18:52
bazylou
(
13/02/2007 00:23)
aorian'ny boky mena dia
ity indray ny map!! bref mapme!!!:lol::lol::lol::lol::lol:...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2007 23:16
niryna
(
12/02/2007 19:08)
Mila antsika rar ny ankizy!
Mireraka fiantraikany eo amin'ny ankizy ny tsy fahampian'ny fitiava eo amin'ny fahazazany.Mila miaraka aminy isika rar amin'izay fotoana kely tokony hanantsika.Ny mety ho vokany,misy ny tsy ampy fitia...
tohiny
novalian'i linarako2 ny 02/03/2007 23:09
niryna
(
12/02/2007 19:03)
Torohevitra tokony atao ho an'ny zaza teraka aty ivelany
Maro ny zaza tsy dia miteny gasy rehefa tonga aty ivelany na teraka aty ivelany.Tsy misy fotoana hiresahina ve ny rar satria teny tsy dia misy miteny firy sa zavatra hafa?Mahita fomba ve ianareo ka na...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 28/03/2007 07:06
lektsolo
(
12/02/2007 17:37)
Tsôda
Midika inona eo @ fitiavana ny tsôda?Mihena ve zany refa ela ny fiarahana?Mitana toerana lehibe eo @ mpivady ve zany?Midika inona ny tsy fisian'izany eo @ mpivady....
tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2007 17:35
